Fa amin’ny fo no hinoana, ahazoana fahamarinana, ary amin’ny vava no hanekena ahazoana famonjena
Toriteny nentin’ny mpitandrina Rakotoniera Christian Eric ny alakamisy 17 mey 2012, andro fiakarana, sady andro nanokanana ireo Katekomena Zokiny ho isan’ny Mpiray latabatra amin’ny Tompo.
« Iza no hidina any amin’ny lalina? (dia ny hampiakatra an’i Kristy avy any amin’ny maty izany.)8 Fa ahoana no lazainy? Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao (Deo. 30. 12-14), dia ny teny ny amin’ny finoana, izay torinay;9 satria raha manaiky an’i Jesosy ho Tompo amin’ny vavanao ianao ary mino amin’ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin’ny maty, dia hovonjena ianao.10 Fa amin’ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin’ny vava no anekena hahazoana famonjena.« ; Romana 10:7-10