Voatsangana soa amantsara ny trano fidiovana fa …
« Raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra« , 1 Kor 14 12
Ny foto-drafitrasa no efa nitsangana momba ny trano fidiovana eto @ FJKM Ambavahadimitafo, fa ny fanefana izany ara-bola kosa dia mbola mila fitondrana am-bavaka sy ezaka avy amintsika.
Ampatsiahivina ihany koa isika fa ny alahady 05 Jolay 2020 no hotontosaina ny « Fetim-bokatra » fanaontsika isan-taona koa manainga antsika hiomana amin’izany.