Tatitry ny Vaomiera sosialy may 2009
Toy izao ny tatitry ny Vaomiera sosialy tamin’ny volana may 2009
Ireto avy ny fanampiana nataon’ny Vaomiera Sosialy tamin’ny volana May 2009 :
- Sakafo ho an’ireo sahirana (15*10000) => Ar 150 000
- Fandoavana saram-pianarana : Ar 80 000
- Fanampiana saran-dàlana : Ar 2 000
- Fanampiana fanafody : Ar 7 000
- Fanampiana sahirana mandalo : Ar 3 000
- Fanampiana olona jamba : Ar 10 000
Totaliny : Ar 252 000
Isaorana hatrany ny fandraisantsika anjara, ary ampahatsiahivina isika fa raisina avokoa izay endrika fanampiana rehetra azo atao :
- toro-làlana sy toro-hevitra
- zavatra (fitafiana olon-dehibe sy fitaovam-pianarana…)
- asa aman-draharaha (tolotra sy tinady)
- vola izay harotsaka avy hatrany amin’ny Kaontin’ny FJKM Ambavahadimitafo
Fanamarihana :
Ny mpiandraikitra ny asa sosialy dia azo ifandraisana isaky ny Alahady maraina ary koa amin’ny telefaonina laharana 22 540 16
RAONISON Mamy,
Mpandrindra ny asa sosialy