Tatitra Asa sosialy febroary 2010
Toy izao indray ny tatitra avy amin’ny Asa sosialy mikasika ny vola tamin’ny volana febroary 2010
Fiangonana’ i Jesoa Kristy eto Madagasikara
Eglise de Jésus Christ à Madagascar
Fitandremana Ambavahadimitafo
Paroisse d’Ambavahadimitafo
Asa sosialy :
misokatra ho amin’ny fihainoana ny hafa tra-pahasahiranana
ho amin’ny fifampidinihana aminy
ary ho amin’ny fanohanana sy fanolorana azy tantsoroka
Action sociale :
§ ouverture à l’écoute de l’autre en difficulté,
§ à la pratique du dialogue
§ et de l’accompagnement
I Ny entimanana – Les ressources
Taona | 2010 | Fanamarihana |
Fanomezana avy @Fiangonana -Allocations de la Paroisse | Ar 330.000 | Voasoratra ao amin’ny tetibolan’ny Fiangonana – Inscrit au budget de la Paroisse |
Fanomezana avy @ Olona tsirairay Contributions particulières | Ar 10.000 | Raki-pisaorana – Fanomezana avy eto an-toerana sy avy any ivelany – Actions de grâce et Dons sur place et de l’extérieur |
Vonjy nindramam-bola Secours remboursable | Namidy fanafody – Pour achat de médicaments | |
Tambatra Total |
II – Endriky ny Lahasa sy ny fandaniana 2010– Nature des dépenses occasionnées par les activités 2009
Taona | 2010 | Fanamarihana |
Nividianana sakafo isam-bolana ho any fianakaviana vitsivitsy sahirana Achat mensuel de nourriture pour quelques familles nécessiteuses (Janoary/Febroary) | Ar 260.000 | Ariary no sandam-bola ampiasaina
Chiffres libellés en Ariary |
Fitsaboana (fanafody, sakafo, solomaso)
Frais médicaux (médicaments, nourriture, lunettes) |
Ar 28.000 |
|
Saram-pianarana (kojakoja, ekolazy) Frais de scolarité (fournitures, écolage) | Ar 20.000 | |
Fanampiana noho ny fahafatesana Frais occasionnés par un décès | Ar 20.000 | |
Fikarakarana zokiolona tsy manam-piahy Assistance à des personnes âgées sans soutien | Ar | |
Fanampiana mpitandrina misotro ronono sy mpianatra mpitandrina/ ny fianakaviany
Secours pour pasteurs retraités et étudiants de la Faculté de théologie/ famille |
Ar 140.000 | |
Fangatahana fanampiana avy @ fiangonana fjkm sahirana Secours sur demande de paroisse en difficulté | ||
Fanampiana ireo sahirana @ hofan-trano Secours pour loyers impayés | ||
Fanarenana trano simba noho ny rivo-doza Réhabilitation suite dégâts cycloniques | Ar | |
Fanampiana tsy an’asa (varotra kely , hody lavitra) Soutien pour création d’emploi( petits commerces ou frais de transport) | Ar 80.000 | |
Fanampiana katekomena sahirana Allocations pour cathécuménes en difficultés | Ar | |
Samihafa / Fanampiana vola Divers / secours en espèces | Ar 29.000 | |
Fikarakarana Zaza kamboty (cantine, fitaovana…) Accueil d’enfants orphelins (cantine, fournitures…) | Ar | |
Fanampiana ho an’ny Voafonja | Ar | |
Famerenam-bola | Ar | |
Tambatra – Total | Ar |
Antananarivo, faha 7 Febroary 2010