Ka dia ho hitanareo indray ny tsi-fitovian’ny marina sy ny meloka, dia ny manompo an’Andriamanitra sy ny tsy manompo Azy
Alahady 16 Oktobra 2022, nitondrana am-bavaka ny Masera MAMRE, mbola handinihan’ny FJKM ny lohahevitra manao hoe « Havaozy ny fanompoan’ny fiangonana« . Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Malakia 3 : 18-24 » 13Ny teninareo dia mahery mamely Ahy hoy Jehovah. Nefa hoy ianareo: Inona no resakay nentinay namely Anao? 14Tamin’ny nanaovanareo hoe:
» Tohiny...