FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

A la une

Alahady 12 Jolay 2020, fanompoam-pivavahana ampitain-davitra

Publié le 12 juillet 2020 à 09:07

Noho ny fihibohana hatrehintsika eto Analamanga ankehitriny dia tsy misokatra ny trano fiangonana. Manasa anao hiombona amin’izao fanompoam-pivavahana izao, izay hibanjinana ny lohahevitra hoe : « Ambarao ny fahafahana ao amin’ny Tompo » Azonao téléchargéna eto ny vidéo : https://drive.google.com/u/0/uc?id=1O0QpQAsRZsG1avjQ_uNU3B-WTcuBS4-6&export=download

» Tohiny...

Tompoko, mino aho

Publié le 05 juillet 2020 à 05:07

Fotoam-pivavahana alahady 5 Jolay 2020, fotoan-dehibe noho ny Fetim-bokatra eto @ FJKM Ambavahadimitafo. « Ambarao ny fanafahana ao amin’ny Tompo », izany indray no lohahevitra banjinina mandritra ity volana Jolay ity. Ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra nalaina tao amin’ny Jaona 9 : 30-38 : « 30 Ralehilahy namaly azy hoe: Mba mahagaga tokoa lahy izany!

» Tohiny...

Hafatry ny mpitandrina noho ny fetim-bokatra 2020

Publié le 30 juin 2020 à 12:06

Indro ny fanentanana avy amin’ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain noho ny fotoana manokana eto amin’ny fiangonana amin’ny alahady 5 Jolay 2020 : Fetim-bokatra Manana fanontaniana va ianao momba ny fetim-bokatra? Manàsa anao hametraka ny fanamarihana eto ambany.

» Tohiny...

Tsy misy intsony ny fisoràtana anarana @ fanompoam-pivavahana

Publié le 30 juin 2020 à 11:06

Miarahaba antsika amin’ny anaran’i Tompo. Toy izao manaraka izao indray ny fandaminana ny amin’ny fanompoam – pivavahana ny alahady 5 jiolay 2020 ho avy izao : 1. Tsy misy intsony ny fisoratana anarana amin’ny Facebook, ny Site Web , ao amin’ny sacristain ary amin’ny laharana finday mahazatra. 2. Toy izao manaraka izao ny ora fidirana:

» Tohiny...

Aoka hasehony amin’ny fitondran-tena tsara ny asany amin’ny fahalemem-panahin’ny fahendrena

Publié le 28 juin 2020 à 04:06

Alahady 28 Jona 2020, alahady fahatelo manaraka ny trinite, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe « Mihavàna ao @ Tompo ». Ny hafatr’Andriamanitra nentin’ny mpitandrina Rakotoarisoa Alain dia nalaina tao amin’ny Jakoba 3 : 13-18 : « 13 Iza eo aminareo no hendry sy manam-pahalalana? Aoka hasehony amin’ny fitondran-tena tsara ny asany amin’ny fahalemem-panahin’ny fahendrena. 14 Fa raha misy fialonana

» Tohiny...

Fetim-bokatra 2020, fetim-bokatra miavaka tokoa noho ny hamehana ara-pahasalamana

Publié le 27 juin 2020 à 01:06

Tanterahina ny Alahady 05 jolay 2020 ny fetim-bokatra, izay anisany miantoka ny ara-bolan’ny fiangonana mandritra ny taom-piasana. Hihavaka ny fanataterahan’azy amin’ity noho ny hamehana ara-pahasalamana afitsoky ny covid-19…

» Tohiny...

Lisitry ny olona hivavaka ny alahady 28 jiona 2020

Publié le 27 juin 2020 à 01:06

Miarahaba antsika amin’ny anaran’i Tompo. Indro alefa amintsika indray ny anaran’ireo olona hivavaka ny alahady faha – 28 jiona 2020. Raha sendra misy olona tara vao nisoratra anarana na milaza fa nanoratra tamin’ny Facebook na Site Web kanefa tsy tafiditra tao anaty lisitra dia afaka miantso amin’ny laharana finday + ( 261 ) 34 36

» Tohiny...

Fisoràtana anarana alahady 28 jona 2020

Publié le 22 juin 2020 à 08:06

Miarahaba antsika amin’ny anaran’i Tompo.Toy izao manaraka izao indray ny fandaminana ny amin’ny fanompoam – pivavahana ny alahady faha – 28 jiona 2020. 1. Misoratra anarana amin’ny Facebook, Site Web, ao amin’ny sacristain ary amin’ny laharana finday +(261) 34 36 311 76 izay hanatrika ny fanompoam – pivavahana. 2. Toy izao ny ora fidirana :

» Tohiny...

Mihavàna haingana

Publié le 21 juin 2020 à 05:06

Fotoam-pivavahana Alahady 21 Jona 2020 teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, fankalàzana ny faha-185 taona nanoratana ny baiboly tamin’ny teny malagasy; alahadin’ny zokiolona sy fetin’ny Ray. Fa manan-kambara aminao koa Andriamanitra anio : « 25 Mihavàna faingana amin’ilay manana ady aminao, raha mbola miara-dia aminy hianao, fandrao ilay manana ady aminao hanolotra anao amin’ny mpitsara, ary ny mpitsara

» Tohiny...

Fandaminana mpiangona Alahady 21 Jona 2020

Publié le 20 juin 2020 à 08:06

FIDIRANA AMIN’NY 7 H 30 MARAINA 1 Razafintsialonina Andry Mahefa 2 Razafintsialonina Andry Mahefa 3 Razafintsialonina Andry Mahefa 4 Razafintsialonina Andry Mahefa 5 RAKOTOALIMANANA Lanto 6 RAKOTOALIMANANA Haingo 7 RAKOTOALIMANANA Koloina 8 RAKOTOALIMANANA Kendrena 9 Rambinintsoa Holisoa 10 Rambinintsoa Roger 11 RANDRIAMIARITSOA Sedera 12 Ratsitohaina Ranjalisy Miora 13 Ratsitohaina Ranjalisy Miora 14 Razafiarison Rija 15

» Tohiny...