Ndao hiara-hihira hoe : Velona ny Tomponay
Ho fankalazana izany fitsanganan’ny Tompo izany, indro averintsika eto ny hiran’ny AMA « Velona ny Tomponay »
» Tohiny...Ho fankalazana izany fitsanganan’ny Tompo izany, indro averintsika eto ny hiran’ny AMA « Velona ny Tomponay »
» Tohiny...Faly miarahaba anao ry havana nahatratra ity alahadin’ny Paska ity, fotoan-dehibe ho antsika kristiana ho fankalazana ny Tompo, ilay Jesoa nandresy ny hazo fijaliana, nandresy ny fasana, nandresy ny fahotana ka nitsangana tamin’ny maty, velona ho Mpandresy hamonjy antsika rehetra. Araho ato ny fanompoam-pivavahana ampitain-davitra ary.
» Tohiny...Manasa anao ry havana hiara-hiombona amin’izao fanompoam-pivavahana Alakamisy masina 09 aprily 2020 ampitain-davitra izao, izay fotoana manokana tokoa eo amintsika kristiana. Fotoana hahatsiarovana ny niarahan’ny Tompo nisakafo tamin’ny mpianany, nanehoany ny fanasàna masina; fa fotoana nijalian’ny Tompo koa sy nivavahany tao Getsemane, sady nisamborana ary nitsaràna Azy
» Tohiny...Manasa antsika hiara-hiombona amin’ny fanompoam-pivavahana ampitain-davitra ny Alahady 05 Aprily 2020 amin’ny 9 ora maraina.
» Tohiny...Fiombonam-bavaka ampitain-davitra ho an’ny Alahady 29 martsa amin’ny 9 ora maraina. Alahady faha-5 ao anatin’ny karemy anio, ary alahady faha-2 izay tsy nahafahantsika namony ny trano fiangonananoho ny zava-misy eto amin’ny firenena sy manerana izao tontolo izao. Na mafy aza ry havana ny manjo antsika, dia matokia ny Tompo Andriamanitra fa tsy ny aretina na
» Tohiny...Lohahevitra Janoary 2014 : Andriamanitry ny famonjena ny Tompo Alahadin’ny zanaka am-pielezana eto Ambavahadimitafo, 20 janoary 2014, nitoriana ny hafatry ny Tompo avy ao amin’ny IPetera 2:9 9 Fa hianareo kosa dia taranaka voafidy, « fanjakà-mpisorona, firenena masina » [Eks. 19.6] , olona nalain’Andriamanitra ho an’ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran’Ilay niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho
» Tohiny...05/01/2014 : ==> 17/07 Alahadin’ny Epifania, 05 janoary 2013, nangalana indrindra ny hafatry ny Tompo avy amin’ny Jaona 2:1-12 : Ny nampodian’i Jesosy ny rano ho divay tao Kana, sy ny nankanesany tao Kapernaomy 1 Ary tamin’ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin’i Jesosy.2 Ary Jesosy sy ny
» Tohiny...Lohahevitra : Manantena ny fihavian’ny Tompo ny mino Alahadin’ny Sampana Sekoly Alahady, 08 desambra 2013,izay nitondrana ny hafatry ny Tompo avy ao amin’ny IPetera 1:13-16 : 13 Koa amin’izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin’ny hisehoan’i Jesosy Kristy;14 tahaka ny zanaka manoa, tsy mitondra
» Tohiny...Toriteny tamin’ny fandraisan-tànana ny mpitandrina Rakotoniera Eric mianakavy teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, 01 desambra 2013 IIKorintiana 9 : 8 : Ary Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo, mba hanananareo ny onony rehetra mandrakariva amin’ny zavatra rehetra, ka hitombo amin’ny asa tsara rehetra;
» Tohiny...Fampianarana nandritry ny Fivorian’ny Mpandray manodidina ny fanetren-tena, alahady 01 desambra 2013 Mpitoriteny : mpitandrina Rakotoniera Eric
» Tohiny...