Manantena fahasambarana ny mino
Ny lohahevitra novambra 2013, Manantena fahasambarana ny mino, no nangalana ny hafatry ny Tompo tamin’ny alahady 24 novambra 2013. Mpitoriteny : Ramatoa Disaine Alice
» Tohiny...Ny lohahevitra novambra 2013, Manantena fahasambarana ny mino, no nangalana ny hafatry ny Tompo tamin’ny alahady 24 novambra 2013. Mpitoriteny : Ramatoa Disaine Alice
» Tohiny...Lohahevitra novambra 2013 : Manantena fahasambarana ny mino Toriteny tamin’ny alahady 17 novambra 2013 avy ao amin’ny Apokalipsy 19:9 : 9 Ary hoy koa izy tamiko: Soraty: Sambatra izay nantsoina ho amin’ny fanasana fampakaram-badin’ny Zanak’ondry. Fa hoy izy tamiko: Ireo dia teny marin’ Andriamanitra. Mpitoriteny : mpitandrina Rakotoniera Eric
» Tohiny...Lohahevitra novambra 2013 : Manantena fahasambarana ny mino Hafatr’Andriamanitra ny alahady 03 novambra 2013, izay nalaina tao @ Ohabolana 16:19-24 : 19 Tsara ny malemy fanahy ao amin’ izay manetry tena Noho ny mizara babo amin’ izay miavonavona.20 Izay mandinika ny teny no hahita soa; Ary izay matoky an’ i Jehovah no ho sambatra.21 Izay
» Tohiny...« Manamafy ny finoantsika ny Fanahy Masina » Tafiditra ao anatin’ny hetsika JKM (Jesoa Kristy ho an’i Madagasikara iarahana amin’ny AFF FOIBE) ny Alarobia 20 JONA 2015 izay tafiditra koa ao anatin’ny herinandro mialoha ny Pentekosta 2015. Koa asaina isika hiara-mivavaka io alarobia hariva io manomboka amin’ny 6 ora sy Sasany ka ny Lohahevitra dia ny hoe
» Tohiny...Asaina ny Tanora rehetra ny Sabotsy 16 Mey tolakandro manomboka amin’ny 03 ora eto am-piangonana hiara-hifanakalo hevitra manodidina ny lohahevitra hoe : »Ny Tanora Kristiana sy ny Rehak’izao tontolo izao » Ny AMA (Antoko Mpihira Ambavahadimitafo) moa no mikarakara ny hetsika. Tongava maro ary aoka hifampitaona
» Tohiny...« Koa raha niara-natsangana tamin’i Kristy ianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin’ny itoeran’i Kristy, Izay mipetraka eo an-tanana ankavanan’Andriamanitra. Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany. »(Kolosiana 3:1,2) Fotoana lehibe ho an’ny finoana kristiana NY FIAKARANA NA ASCENSION fa ankalazaina i Jesoa Kristy niakatra velona tany an-danitra. Fotopinoana ampianarin’ny Fiangonana
» Tohiny...Lohahevitra septambra 2013 : Manantena fiarovana ny mino Tao amin’ny Lioka 12 : 8-12 no nakana ny hafatr’Andriamanitra ny alahady 15 septambra 2013. 8 Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan’ ny olona, dia heken’ ny Zanak’ olona kosa izy eo anatrehan’ ny anjelin’ Andriamanitra;9 Fa izay mandà Ahy eo
» Tohiny...Avy ao amin’ny Levitikosy 26 : 3-13 no nangalana ny hafatry ny Tompo tamin’ity alahady 28 jolay 2013 ity : 3 Raha manaraka ny lalàko sy mitandrina ny didiko hianareo ka mankatò izany,4 dia hanome anareo ranonorana amin’ ny fotoany Aho, ka hahavoka-javatra ny tany, ary hamoa ny hazo any an-tsaha.5 Ary ny taom-pivelezanareo dia
» Tohiny...Fampianarana manodidina ny fanoloran-tena sy ny fanolorana vola eo amin’ny asam-piangonana, nandritry ny fivorian’ny Mpandray ny fanasan’ny Tompo, ny 14 jolay 2013 tao aorian’ny ALahadin’ny Fetim-bokatra Mpitoriteny : mpitandrina Rakotoniera Eric
» Tohiny...Toy ny fanao isan – taona dia hanatanteraka fampianarana arahana adi – hevitra ny Sampana Fifohazana eto Ambavahadimitafo. Izany mitondra ny loha – hevitra hoe « Ny zatovo sy ny tanora manoloana ny fanambadiana kristianina ». Izany dia ho tanterahina ao amin’ny trano fiangoanana ihany ny alahady faha – 10 may 2015 manomboka amin’ny 14 h 30.
» Tohiny...