FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

A la une

Nitondra am-bavaka ny asa fanavaozana ny Akany ny FLD

Publié le 01 avril 2015 à 08:04

Mialohan’ny fiofanana ny 14/03/2015, dia nanokana fotoana ny Firaisan’ny Loholona sy Diakona mba hitondrana am-bavaka ny fizotry ny asa fanavaozana ny Akany Ralibera Daniel, izay tsangambaton’ny faha-150 taonan’ny fiangonana.

» Tohiny...

Ny fimbanjinana ny lasa dia ahafahana mandrefy sy mandrafitra fiainana vaovao

Publié le 17 janvier 2013 à 02:01

Alahady fanokafana ny iray volan’ny Arisiva FJKM, anatin’ny lohahevitra hoe  » Manohitra ny fanambakana ny marina  » Ny teny nangalana ny hafatr’Andriamanitra dia tao amin’ny Isaia 30 : 8b

» Tohiny...

Mpampianatra tsara ô, inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay?

Publié le 11 janvier 2013 à 10:01

Toriteny nentin’ny mpitandrina Rakotoniera Eric tamin’ny alahady 4 novambra 2012. Ny teny nangalana ny hafatr’Andriamanitra dia tao amin’ny Marka 10:17-22

» Tohiny...

Ny vavolombelona mandainga tsy ho afa-tsiny, Ary izay mamoaka lainga tsy ho afa-miala

Publié le 24 novembre 2012 à 12:11

Alahady 21 oktobra 2012, natokana hiombonam-bavaka amin’ny masera MAMRE FJKM. Mbola ao anatin’ny fibanjinana ny lohahevitra hoe : Mandà ny lainga ny marina isika ary ny teny notsongaina nangalana ny hafatra dia ny bokin’ny Ohabolana 19:1-9

» Tohiny...

Mampibaribary ny lainga nentina nitsarana Azy i Jesoa ary nitaona ireo mpihaino mba hino Azy

Publié le 20 novembre 2012 à 12:11

Toriteny nentin’ny mpitandrina Rakotoniera tamin’ny Alahady 07 oktobra 2012, ao anatin’ny lohahevitra hoe : Mandà ny lainga ny marina. Ny hafatr’Andriamanitra nentina dia notsongaina tao amin’ny Jaona 8:39-47

» Tohiny...

Ny mpivavaka ankasitrahan’Andriamanitra na ny mpivavaka marina

Publié le 16 novembre 2012 à 12:11

Lohahevitra vaovao indray no banjinin’ny sahan’ny FJKM mandritra ny volana Oktobra : Mandresy ny fiatsarambelatsihy ny marina. Ny Salamo 05:1-12 no nangalana ny hafatr’Andriamanitra tamin’ity alahady 02 septambra 2012 ity

» Tohiny...

Ny firaisan-tsaina tsy miaraka amin’i Jesoa Kristy dia tsy mahomby

Publié le 13 novembre 2012 à 12:11

Toriteny tamin’ny 26 aogositra 2012, namaranana ny lohahevitra hoe : Mamboly firaisan-tsaina ny marina.
Ny Soratra Masina izay notsongaina nangalana ny hafatr’Andriamanitra dia tao amin’ny Jaona 21 : 1-14

» Tohiny...

Tsy misy mahasakana ny fihaonantsika amin’i Jesoa

Publié le 08 novembre 2012 à 12:11

Toriteny nentin’ny mpitandrina Rakotoniera tamin’ny 05 aogositra 2012, mbola nibanjinana indrindra ny lohahevitra hoe : Mamboly firaisan-tsaina ny marina. Ny hafatr’Andriamanitra dia nalaina avy tao amin’ny Marka 2 : 1-12

» Tohiny...

Ny anjara-toeran’ny vola eo amin’ny fiangonana

Publié le 03 novembre 2012 à 12:11

Lohahevitra nobanjinina tamin’ny 29 jolay 2012 mahakasika indrindra ny anjara-toeran’ny vola eo amin’ny fiangonana.

» Tohiny...

Fanazavana voalohany ny Teny Faneva faha-150 taona

Publié le 25 juillet 2012 à 09:07

Indro entina eto ny fanazavana ny teny fanevan’ny fankalazana ny Jobily faha-150 taonan’ny FJKM Ambavahadimitafo. Natao indrindra izany ho toro-làlana ho an’ireo izay nomen’Andriamanitra talenta amin’ny famoronana ny hira faneva sy ny logo.

» Tohiny...