FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

A la une

Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo

Publié le 09 juillet 2023 à 09:07

Alahady 09 Jolay 2023, nitondrana am-bavaka ny Sampana Tanora Kristiana (STK) manerana ny sahan’ny FJKM ary mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Hevero ny fifidianan’ny Tompo« . Ny mpitandrina Randriambinintsoa Onja Nantenaina no nitondra ny hafatry ny Tompo araka ny Jaona 15 : 11-16  » 11Izany zavatra izany dia efa nolazaiko taminareo, mba ho ao aminareo ny

» Tohiny...

Alahady fetim-bokatra 2023 : Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy…

Publié le 02 juillet 2023 à 09:07

Alahady 02 Jolay 2023, alahady fetim-bokatra eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, andinihina ny lohahevitra @ity volana jolay ity manao hoe « Hevero ny fifidianan’ny Tompo« . Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny « 9Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, « fanjaka-mpisorona, firenena masina » (Eks. 19.6), olona nalain’Andriamanitra ho an’ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran’ilay niantso anareo

» Tohiny...

Ry fanahy moana sy marenina! Mandidy anao Aho: Mialà aminy ka aza miditra ao anatiny intsony!

Publié le 25 juin 2023 à 09:06

Alahady 25 Jona 2023, hiombonana am-bavaka @ Sampana Vokovoko manga, hiderana an’Andriamanitra noho ny faha-63 taona niverenan’ny fahaleovan-tena an’i Madagasika, niarahabana ireo ray aman-dreny 70 taona no miakatra, nandinihina farany ny lohahevitra hoe « Hiorenan’ny fahafahana ny Tompo ». Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Marka 9 : 25b  » Ry fanahy moana

» Tohiny...

Izay rehetra lavitra an’Andriamanitra dia levona avokoa, fa izay miaraka Aminy no afaka

Publié le 18 juin 2023 à 09:06

Alahady 19 jona 2023, alahady fetin’ny ray, mbola andinihina ny lohahevitra @ity volana ity hoe « Iorenan’ny fahafahana ny Tompo« . Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny tenin’Andriamanitra arka ny Eksodosy 14: 23-31 « 23Dia nanenjika azy ny Egyptiana ka niditra nanaraka azy teo afovoan’ny ranomasina, dia ny soavalin’i Farao rehetra sy ny kalesiny ary ny mpitaingin-tsoavaliny.

» Tohiny...

Konferansa momba ny tanora FJKM mandray andraikitra…

Publié le 17 juin 2023 à 03:06

Andeha hanaraka ny konferasana nitondra ny lohahevitra hoe : Tanora FJKM mandray andraikitra hahatontosa ny vina « Vontosy filazantsara ny nosy madagasikara, filazantsara hanova ny tantara ». Nokarakarain’ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo (AMA) ao anatin’ny fankalazany ny faha-45 taonany, ka notanterahina niaraka t@ mpitandrina Hubert RAKOTOARIVONY. Araho ary :

» Tohiny...

Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo dia ho afaka tokoa ianareo

Publié le 04 juin 2023 à 09:06

Alahdy 04 Jona 2023, alahady fetin’ny reny, nifampizarana niaraka tamin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny Jaona 8:36 « Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo dia ho afaka tokoa ianareo » sady nanoloran’ny Sekoly Taninketsa ny amboaran-kira ho an’i neny. Manàsa anao hiombona amin’izany fotoana izana :

» Tohiny...

AMA : Tanoran’ny FJKM mandray andraikitra hahatontosa ny vina

Publié le 03 juin 2023 à 08:06

Ao anatin’ny fankalazan’ny « ANTOKO MPIHIRA AMBAVAHADIMITAFO (AMA) ny faha-45 taonany dia mikarakara konfersansa izy ireo, miompana @ lohahevitra hoe « Tanoran’ny FJKM mandray andraikitra hahatontosa ny vina : Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara, Filazantsara hanova ny tantara » Koa fandriho ny Sabotsy 17 jona @ 3 ora tolak’andro eto am-piangonana. Aza adino ny misoratra anarana @ tél

» Tohiny...

Alahady Pentekosta 2023

Publié le 28 mai 2023 à 09:05

Alahady 28 mey 2023, alahady pentekosta, mbola ibanjinana ny lohahevitra hoe « Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina« . Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra Asan’ny Apostoly 2 : 1,4a  » Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin’ny fitoerana iray izy rehetra… 4Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra « . Andeha hiombona amin’izany

» Tohiny...

Alahady fankalazana ny faha-160 taona

Publié le 21 mai 2023 à 09:05

Alahady 21 mey 2023, nankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-160 taona ny FJKM Ambavahadimitafo niombonana tamin’ny FJKM Foibe sy ny Synodam-paritany Antananarivo Atsinanana . Ny teny faneva no nangalàna ny hafatr’Andriamanitra avy amin’ny Hagay 2 : 9b « ary eto amin’ity fitoerana ity no hanomezako fiadanana, hoy Jehovah, Tompon’ny maro ». Tamin’ity fotoana ity no :– nihiràna ny

» Tohiny...

Alahady 14 mey 2023 : SLK sy toriteny an-kira Antsan’Ambavahadimitafo

Publié le 14 mai 2023 à 09:05

Alahady 14 mey 2023, nitondrana am-bavaka ny Sampana Lehilahy Kristiana eto anivon’ny FJKM, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe « Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina » mandritra ity volana mey ity. Ny « Antsan’Ambavahadimitafo » no nanatanteraka toriteny an-kira araka ny fizaràna efatra manaraka : Asan’ny Apostoly 1 : 1-8 : « 1Ry Teofilo, ilay boky voalohany dia nosoratako ny amin’izay

» Tohiny...