Ataonareo va fa tonga hanome fihavanana ambonin’ny tany Aho?
Alahady 26 Septambra 2021, hitondrana am-bavaka ny sampan’asa FFP (Fiofanana sy fandalinam-pinoana), alahady farany andinihana ny lohahevitra hoe « Miorena ao @ Tompo @ batisa ». Ny mpitandrina Randriambinintsoa Onja Nantenaina no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Lioka 12 : 49 – 53 : « 49Tonga hanipy afo et? ambonin’ny tany Aho, ka manao ahoana ny
» Tohiny...