Fankalazana ny fetin’ny mpifankatia
« Ry malala, aoka hifankatia isika fa avy amin’Andriamanitra ny Fitiavana », 1 Jaona 4; 7 Nomarihina teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny fetin’ny mpifankatia anio Alahady 14 febroary 2021
» Tohiny...« Ry malala, aoka hifankatia isika fa avy amin’Andriamanitra ny Fitiavana », 1 Jaona 4; 7 Nomarihina teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny fetin’ny mpifankatia anio Alahady 14 febroary 2021
» Tohiny...Alahady 14 Febroary 2021, alahadin’ny Baiboly, faha-6 manaraka ny Epifania. Ny Tenin’Andriamanitra izay hifampaherezana dia araka ny Hebreo 6 : 15 : « Ary arak’izany, rehefa naharitra tsara Abrahama dia nahazo ny teny fikasana ». Manasa anao hanaraka ny fanompoam-pivavahana
» Tohiny...Alahady 07 Febroary 2021, alahady voalohany izay hibanjinana ny lohahevitra vaovao eto amin’ny sahan’ny FJKM : « Mampiorina ny mino ny tenin’Andriamanitra« . Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Genesisy 15; 5 : « Dia nitondra azy nivoaka teo ivelan’ny lay Izy ka nanao hoe: Jereo ange ny lanitra, ka isao ny kintana,
» Tohiny...Fotoam-pivavahana Alahady 24 Janoary 2021, alahady faha-III manaraka ny Epifania FFKM, nitoriana ny tenin’Andriamanitra avy ao amin’ny Asan’ny Apostoly 17 : 30 – 34 : « 30Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron’ny tsi-fahalalana; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin’izao tontolo izao hibebaka, 31satria Izy efa nanendry andro iray, izay hitsarany izao tontolo izao amin’ny
» Tohiny...Fanompoam-pivavahana Alahady 10 Janoary 2021 teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, nitoriana ny Tenin’Andriamanitra avy ao amin’ny Lioka 4 : 11 – 22 : 14ARY Jesosy niverina tamin’ny herin’ny Fanahy nankany Galilia; dia niely tamin’ny tany rehetra manodidina ny lazany. 15Ary Izy nampianatra teny amin’ny synagogan’ny olona ka nankalazain’izy rehetra.16Dia tonga tao Nazareta, izay nahabe Azy, Izy; ary
» Tohiny...Alahadin’ny epifania, voalohany amin’ny taona 2021; izay nihainoana ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Isaia 45; 1-8 : » 1Izao no lazain’i Jehovah amin’ny voahosony, dia Kyrosy, Izay notantanako tamin’ny tànany ankavanana, Mba handreseko firenena eo anoloanySy hamahako ny fehin-kibon’ny mpanjaka, Mba hamohako varavarana eo anoloany,Ka tsy hirindrina intsony ny vavahady : 2 Handroso eo alohanao
» Tohiny...Ny Alahady 13 desambra 2020 no nanatanterahin’ny Sekoly Taninketsa ny Toriteny an-kira Advento faha 10 hatramin’ny niorenany. Manasa anao hiara hiombona amin’izany antsan-kira izany.
» Tohiny...Alahady faha-2 @ Advento, hibanjinan’ny FJKM ny lohahevitra hoe « Manaiky an’i Jesoa Mesia ny mino »; andro lehibe isaorana sy ankalazana an’Andriamanitra noho ny fifandraisan-tànana eo amin’ny mpitandrina mivady Randrianarisoa Alain sy ny fiangonana. Nitondra ny hafatr’Andriamanitra ny mpitandrina Ralambomahay Hendrininosy, avy ao amin’ny Romana 15 : 7 « Koa mifandraisa ianareo tahaka nandraisan’i Kristy anareo koa,
» Tohiny...