Fanompoam-pivavahana Alahady 10 mey 2020
Manasa anao hanaraka ny fanompoam-pivavahana teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny alahady 10 mey 2020
» Tohiny...Manasa anao hanaraka ny fanompoam-pivavahana teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny alahady 10 mey 2020
» Tohiny...Manasa anao hanaraka ny fanompoam-pivavahana Alahady faha-3 aorian’ny Paska. Lohahevitra vaovao koa ho amin’ity volana mey ity : « Ankatoavy ny fitarihan’ny Fanahy Masina » Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra. Amen.
» Tohiny...Taorian’ny fisoratana anarana dia hisy fidirana in-3 ny FJKM Ambavahadimitafo ny Alahady 03 mey 2020. Toy izao ary ny fandaminana : Fidirana 7 ora 45 maraina N° ANARANA 1 Andrianatoandro Mihary Soa 2 Rambinintsoa Holy 3 Disaine Lala 4 Andriamparany Ny Rina 5 Ratsaraibe Voahirana. 6 Rakotoanosy Faly 7 Rakotoanosy Evelyne. 8 Andriamanday Ny Kanto
» Tohiny...Miarahaba antsika amin’ny anaran’i Tompo. Toy izao manaraka izao indray ny fandaminana ny amin’ny fanompoam – pivavahana amin’ny alahady faha – 3 may 2020. 1. Ireo maniry hivavaka amin’ny alahady faha – 3 may 2020 dia afaka misoratra anarana : eto amin’ny site web na ao amin’ny Facebook FJKM Ambavahadimitafo na ao amin’ny sacristain (Rakotonandrianina
» Tohiny...Manasa anao hanarana ny fanompoam-pivavahana voalohany tao aorian’ny fihibohana, ny alahady 26 aprily 2020 tao @ FJKM Ambavahadimitafo
» Tohiny...Toy izao ny fandaminana rahampitso Alahady 26 aprily 2020 : 1. Misy fidirana in – telo rahampitso.( 8 h 00 – 9 h 30 – 11 h 00 ). 2. Hiangaviana ireo mpiangona mba samy hivonona hitondra penina satria misy kahie ho fenoina mombamomba antsika . 3. Mbola mitoetra foana ireo fepetra ara – pahasalamana
» Tohiny...Ho fandaminana ny fanompoam-pivavahana @ Alahady 26 aprily 2020 dia manasa anao hisoratra anarana eto ambany : Fandaminana :1. Misoratra anarana amin’ny Facebook sy Site Web ary amin’ity numero manaraka ity izay hiangona amin’ny alahady (034 36 311 76). 2. Ferana ho 40 isakin’ny olona no miditra ao am – piangonana (satria efa ao ny
» Tohiny...Manasa antsika hiara-hiombona amin’izao fanompoam-pivavahana ampitain-davitra izao ny Alahady 19 Aprily 2020 amin’ny 9 ora maraina.
» Tohiny...Faly miarahaba anao ry havana nahatratra ity alahadin’ny Paska ity, fotoan-dehibe ho antsika kristiana ho fankalazana ny Tompo, ilay Jesoa nandresy ny hazo fijaliana, nandresy ny fasana, nandresy ny fahotana ka nitsangana tamin’ny maty, velona ho Mpandresy hamonjy antsika rehetra. Araho ato ny fanompoam-pivavahana ampitain-davitra ary.
» Tohiny...Manasa anao ry havana hiara-hiombona amin’izao fanompoam-pivavahana Alakamisy masina 09 aprily 2020 ampitain-davitra izao, izay fotoana manokana tokoa eo amintsika kristiana. Fotoana hahatsiarovana ny niarahan’ny Tompo nisakafo tamin’ny mpianany, nanehoany ny fanasàna masina; fa fotoana nijalian’ny Tompo koa sy nivavahany tao Getsemane, sady nisamborana ary nitsaràna Azy
» Tohiny...