Fa mifalia satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo
Arahaba ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao. Alahady 30 mey 2021, alahadin’ny Trinité, fetin’ny Reny, iarahabana manokana ny reny ho feno fiadanan’ny Tompo, fahasambarana. Manasa anao hiombona amin’ny fotoam-pivavahana tarihin’ny FJKM Ambavahadimitafo izay tanterahina isaky ny tokan-trano. « Fa na aiza na aiza no iangonan’ny roa na telo amin’ny Anarako, dia eo afovoany Aho », Matio
» Tohiny...