FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fiainana kristianina

Hoy Jesoa : « vahao izy, dia ento ety amiko »

Publié le 30 mars 2021 à 08:03

Alahady 28 martsa 2021, andro voalohany @ herinandro masina, nitondran’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Matio 21; 1-10 : « 1ARY raha nanakaiky an’i Jerosalema izy ka tonga tao Betifaga any an-tendrombohitra Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy Jesosy ka nanao taminy hoe: 2Mankanesa amin’iroa vohitra tandrifinareo iroa, ary miaraka amin’izay dia hahita boriky

» Tohiny...

Ary amin’ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany, satria nanaiky ny teniko hianao

Publié le 12 mars 2021 à 04:03

Alahady 07 Martsa 2021, handinihantsika lohahevitra vaovao eto anivon’ny FJKm amin’ity volana martsa ity : « Mampiorina ny mino ny fizahan-toetra ». Lahady fanateram-bokatry ny sampana Volana sy Kintana ihany koa. Ny hafatr’Andriamanitra nentin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain dia nalaina avy ao amin’ny Genesisy 22; 11-19 : « 11Fa niantso azy Ilay Anjelin’i Jehovah tany an-danitra ka nanao hoe:

» Tohiny...

Jehovah nanao hoe: Efa niaiky izy, ka dia tsy handringana azy Aho, fa tsy ho ela dia hamonjy azy

Publié le 06 mars 2021 à 10:03

Alahady 28 febroary 2021, faharoa @ Karemy, mamarana ny lohahevitra hoe « Mampiorina ny mino ny tenin’Andriamanitra » eo amin’ny sahan’ny FJKM. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny II Tantara 12 : 1-8 : « 1Ary Rehoboama, rehefa nampandry ny fanjakany sady efa nahery, dia nahafoy ny lalàn’i Jehovah izy sy ny Isiraely rehetra.2Ary

» Tohiny...

Hevero izay hiafaranao!

Publié le 22 février 2021 à 04:02

Alahady 21 febroary 2021, alahadin’ny arsiva sy tranom-bakoka FJKM, alahady voalohany amin’ny Karemy. Ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain no nitondra ny tenin’Andriamanitra avy ao amin’ny Matio 13;47-52 :  » 47Ary koa, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny harato-tarihina, izay nalatsaka tao amin’ny ranomasina ka nahavory ny samy hafa karazana rehetra; 48ary rehefa feno izany, dia notarihiny ho

» Tohiny...

Fankalazana ny fetin’ny mpifankatia

Publié le 14 février 2021 à 07:02

« Ry malala, aoka hifankatia isika fa avy amin’Andriamanitra ny Fitiavana », 1 Jaona 4; 7 Nomarihina teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny fetin’ny mpifankatia anio Alahady 14 febroary 2021

» Tohiny...

Ary arak’izany, rehefa naharitra tsara Abrahama dia nahazo ny teny fikasana

Publié le 14 février 2021 à 07:02

Alahady 14 Febroary 2021, alahadin’ny Baiboly, faha-6 manaraka ny Epifania. Ny Tenin’Andriamanitra izay hifampaherezana dia araka ny Hebreo 6 : 15 : « Ary arak’izany, rehefa naharitra tsara Abrahama dia nahazo ny teny fikasana ». Manasa anao hanaraka ny fanompoam-pivavahana

» Tohiny...

Mampiorina ny mino ny tenin’Andriamanitra

Publié le 09 février 2021 à 07:02

Alahady 07 Febroary 2021, alahady voalohany izay hibanjinana ny lohahevitra vaovao eto amin’ny sahan’ny FJKM : « Mampiorina ny mino ny tenin’Andriamanitra« . Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Genesisy 15; 5 : « Dia nitondra azy nivoaka teo ivelan’ny lay Izy ka nanao hoe: Jereo ange ny lanitra, ka isao ny kintana,

» Tohiny...

Ny kristiana miorina amin’ny finoana miatrika ny taona 2021

Publié le 01 février 2021 à 05:02

Alahady 31 Janoary 2021, nitondran’ny mpitandrina Rabemanantsoa Solofo fampianarana manodidina ny lohahevitra hoe : « Ny kristiana miorina amin’ny finoana miatrika ny taona 2021 ». Manasa anao hanaraka izany fotoam-pivavahana izany

» Tohiny...

Fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra hibebaka

Publié le 25 janvier 2021 à 07:01

Fotoam-pivavahana Alahady 24 Janoary 2021, alahady faha-III manaraka ny Epifania FFKM, nitoriana ny tenin’Andriamanitra avy ao amin’ny Asan’ny Apostoly 17 : 30 – 34 : « 30Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron’ny tsi-fahalalana; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin’izao tontolo izao hibebaka, 31satria Izy efa nanendry andro iray, izay hitsarany izao tontolo izao amin’ny

» Tohiny...

Ny Fanahin’i Jehovah no ato amiko, Satria nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin’ny malahelo Izy

Publié le 19 janvier 2021 à 07:01

Fanompoam-pivavahana Alahady 10 Janoary 2021 teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, nitoriana ny Tenin’Andriamanitra avy ao amin’ny Lioka 4 : 11 – 22 : 14ARY Jesosy niverina tamin’ny herin’ny Fanahy nankany Galilia; dia niely tamin’ny tany rehetra manodidina ny lazany. 15Ary Izy nampianatra teny amin’ny synagogan’ny olona ka nankalazain’izy rehetra.16Dia tonga tao Nazareta, izay nahabe Azy, Izy; ary

» Tohiny...