FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fiainana kristianina

Handroso eo alohanao Aho Ary handravona ny mikitoantoana

Publié le 04 janvier 2021 à 10:01

Alahadin’ny epifania, voalohany amin’ny taona 2021; izay nihainoana ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Isaia 45; 1-8 :  » 1Izao no lazain’i Jehovah amin’ny voahosony, dia Kyrosy, Izay notantanako tamin’ny tànany ankavanana, Mba handreseko firenena eo anoloanySy hamahako ny fehin-kibon’ny mpanjaka, Mba hamohako varavarana eo anoloany,Ka tsy hirindrina intsony ny vavahady : 2 Handroso eo alohanao

» Tohiny...

Alahady 20/12/20, fotoampivavahana

Publié le 25 décembre 2020 à 01:12
» Tohiny...


Toriteny an-kira Advento : Sekoly Taninketsa

Publié le 14 décembre 2020 à 02:12

Ny Alahady 13 desambra 2020 no nanatanterahin’ny Sekoly Taninketsa ny Toriteny an-kira Advento faha 10 hatramin’ny niorenany. Manasa anao hiara hiombona amin’izany antsan-kira izany.

» Tohiny...

Nifandray tànana tamin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain mianakavy ny fiangonana

Publié le 07 décembre 2020 à 08:12

Alahady faha-2 @ Advento, hibanjinan’ny FJKM ny lohahevitra hoe « Manaiky an’i Jesoa Mesia ny mino »; andro lehibe isaorana sy ankalazana an’Andriamanitra noho ny fifandraisan-tànana eo amin’ny mpitandrina mivady Randrianarisoa Alain sy ny fiangonana. Nitondra ny hafatr’Andriamanitra ny mpitandrina Ralambomahay Hendrininosy, avy ao amin’ny Romana 15 : 7 « Koa mifandraisa ianareo tahaka nandraisan’i Kristy anareo koa,

» Tohiny...

Ny mpino dia miandrandra famonjena am-pahatokiana

Publié le 30 novembre 2020 à 08:11

Alahady 29 novambra 2020, alahady voalohany amin’ny Advento, hamaranana ny lohahevitra hoe « Miandrandra famonjena ny mino ». Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Salamo 121 : « 1MANOPY ny masoko ho amin’ny tendrombohitra aho; Avy aiza ny famonjena ahy? 2Ny famonjena ahy dia avy amin’i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.

» Tohiny...

Ry rahalahy, aoka samy hanahaka ahy hianareo, ka diniho izay mandeha tahaka ny anananareo anay ho marika

Publié le 22 novembre 2020 à 06:11

Alahady 22 novambra 2020, itondrana am-bavaka ny KPMS (Komitim-pirenena Miady @ SIDA) manerana ny sahan’ny FJKM, ibanjinana hatrany ny lohahevitra hoe « Miandrandra famonjena ny mino ». Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra, nalaina avy ao amin’ny Filipiana 3 : 17 – 21 : « 17Ry rahalahy, aoka samy hanahaka ahy hianareo, ka diniho izay mandeha

» Tohiny...

Inona no tianareo hataoko aminareo?

Publié le 15 novembre 2020 à 08:11

Alahady 15 novambra 2020, natokan’ny Foibe FJKM hitondrana am-bavaka ny SAMPATI. Litorjia hiombonana FJKM manerana ny nosy no notanterahina tamin’izany. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny ny hafatry ny Tompo avy ao amin’ny Matio 20 : 32  » Ary Jesosy nijanona, dia niantso azy ka nanao hoe: Inona no tianareo hataoko aminareo? « 

» Tohiny...

Dia miomàna koa hianareo; fa ho avy ny Zanak’olona amin’izay ora tsy ampoizinareo

Publié le 09 novembre 2020 à 08:11

Alahady 08 novambra 2020, alahady faha -22 manaraka ny trinite, hitondrana am-bavaka ny fitantanana ny fanànana eo anivon’ny FJKM; hitondrana am-bavaka ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo (AMA), mbola hibanjinana ny lohahevitra @ ity volana ito : « Miandrandra famonjena ny mino » Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Lioka 12 : 35 –

» Tohiny...

Fanasan’ny Tompo voalohany taorian’ny fihibohana : 01 novambra 2020

Publié le 02 novembre 2020 à 07:11

Alahady 01 novambra 2020, hibanjinana ny lohahevitra vaovao hoe « Miandrandra famonjena ny mino » eo amin’ny sahan’ny FJKM @ity volana novambra ito. Ny Mpitandrina miza-draharaha Razakamanantsoa Narinjaka no nitondra ny hafatry ny Tompo avy ao amin’ny Romana 15 : 7 : « Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo koa ho voninahitr’Andriamanitra »

» Tohiny...