FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fiainana kristianina

Hoy Jesosy taminy: Andeha mody; velona ny zanakao… Dia nino izy mbamin’ny ankohonany rehetra

Publié le 25 octobre 2020 à 05:10

Alahady 25 oktobra 2020, alahadin’ny sampana fifohazana nitondran’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Jaona 4 : 50 – 53b : Hoy Jesosy taminy: Andeha mody; velona ny zanakao. Ary ralehilahy nino ny teny izay nolazain’i Jesosy taminy, ka dia lasa nody… Dia nino izy mbamin’ny ankohonany

» Tohiny...

Ary na inona na inona no angatahinareo amin’ny fivavahana atao amin’ny finoana dia ho azonareo.

Publié le 18 octobre 2020 à 04:10

Alahady 18 oktobra 2020, itondrana am-bavaka ny MAMRE, nitondran’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Matio 21 : 22

» Tohiny...

Ampitomboy ny finoanay

Publié le 11 octobre 2020 à 08:10

Alahady 11 oktobra 2020, alahadin’ny AFIFAB; ny mpitandrina miza-draharaha, Razakamanantsoa Narinjaka no nitondra ny hafatr’Andriamanitra, avy ao amin’ny Lioka 17 : 5 : Ampitomboy ny finoanay

» Tohiny...

Fiomanana amin’ny fandraisan-tànana ny mpitandrina Randrianarisoa Alain

Publié le 05 octobre 2020 à 07:10

Toriteny nentin’ny mpitandrina RAKOTONDRABE Ndrianja avy amin’ ny teny fanevan’ny fandraisan-tànana ny mpitandrina Randrianarisoa Alain : « Koa mifandraisa hianareo tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo koa ho voninahitr’Andriamanitra », Romana 15:7

» Tohiny...

Fantatro kosa fa hisy soa ho an’izay matahotra an’Andriamanitra

Publié le 28 septembre 2020 à 08:09

Toriteny avy ao amin’ny Mpitoriteny 8 : 12, nentin’ny mpitandrina Randrianasolo Elinah, mpitandrina miza-draharaha eto @ FJKM Ambavahadimitafo, alahady 27 septambra 2020

» Tohiny...

Mpino miasa amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra

Publié le 20 septembre 2020 à 03:09

Ny tenin’Andriamanitra izay hifampaherezana anio Alahady 20 septambra 2020 dia ny Eksodosy 18 : 17 – 26, andinihina ny lohahevitra hoe « Mpino miasa amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra »

» Tohiny...

Fa Kristy no antony ahavelomako eo amin’ny asa fivelomako

Publié le 13 septembre 2020 à 03:09

Fampianarana nentin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain nandinihina ny lohahevitra hoe : « Fa Kristy no antony ahavelomako eo amin’ny asa fivelomako » ny alahady 13 septambra 2020.

» Tohiny...

Miasà amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra

Publié le 06 septembre 2020 à 06:09

Alahady 06 septambra 2020, alahady faha-13 manaraka ny trinite, hibanjinana ny lohahevitra manao hoe « Miasà amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra ». Ny Mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra.

» Tohiny...

Fa vonona aho tsy ny hafatotra ihany, fa ny ho faty any Jerosalema koa aza

Publié le 29 août 2020 à 08:08

Tao amin’ny Asan’ny Apostoly 21 : 10-14 no nakan’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hafatr’Andriamanitra

» Tohiny...

Mifohaza, ka homàna, fa lavitra loatra ny halehanao

Publié le 22 août 2020 à 10:08

Ny tenin’Andriamanitra nangalana ny hafatra amintsika anio dia araka ny 1Mpanjaka 19 : 7 : Mifohaza, ka homàna, fa lavitra loatra ny halehanao. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitory izany teny izany ny alahady 23 aogositra 2020

» Tohiny...