FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fiainana kristianina

Mihainoa, ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay

Publié le 16 août 2020 à 07:08

Ny teny toriana amintsika anio alahady 16 aogositra dia araka ny Nehemia 3 : 33-38. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no mitondra ny hafatr’Andriamanitra

» Tohiny...

Jehovah anie hijery sy hamaly izao

Publié le 09 août 2020 à 07:08

Alahady 09 aogositra 2020, hitondrana am-bavaka ny komity fanorenana ny tsangambato martiora. Ny hafatr’Andriamanitra dia nalaina avy ao amin’ny 2Tantara 24:22

» Tohiny...

Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino

Publié le 02 août 2020 à 10:08

Toriteny nentin’ny mpitandrina Rakotoarisoa Alain nalaina avy ao amin »ny Daniela 6 : 17-25, lohahevitra vaovao ho an’ny volana aogositra 2020 : Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino

» Tohiny...

Modia ihany any an-tranonao, ka ambarao ny zavatra lehibe nataon’Andriamanitra taminao

Publié le 26 juillet 2020 à 01:07

Toriteny Alahady 26 jolay 2020, nentin’ny mpitandrina Rakotoarisoa Alain, noratovina avy ao amin’ny Lioka 8 : 39

» Tohiny...

Hoy Jesoa taminy: Izaho Izay miresaka aminao no Izy

Publié le 18 juillet 2020 à 07:07

Fanompoam-pivavahana iombonantsika ny Alahady 19 jolay 2020 @ 9ora maraina izay tanterahin’ny isan-tokan-trano

» Tohiny...

Alahady 12 Jolay 2020, fanompoam-pivavahana ampitain-davitra

Publié le 12 juillet 2020 à 09:07

Noho ny fihibohana hatrehintsika eto Analamanga ankehitriny dia tsy misokatra ny trano fiangonana. Manasa anao hiombona amin’izao fanompoam-pivavahana izao, izay hibanjinana ny lohahevitra hoe : « Ambarao ny fahafahana ao amin’ny Tompo » Azonao téléchargéna eto ny vidéo : https://drive.google.com/u/0/uc?id=1O0QpQAsRZsG1avjQ_uNU3B-WTcuBS4-6&export=download

» Tohiny...

Tompoko, mino aho

Publié le 05 juillet 2020 à 05:07

Fotoam-pivavahana alahady 5 Jolay 2020, fotoan-dehibe noho ny Fetim-bokatra eto @ FJKM Ambavahadimitafo. « Ambarao ny fanafahana ao amin’ny Tompo », izany indray no lohahevitra banjinina mandritra ity volana Jolay ity. Ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra nalaina tao amin’ny Jaona 9 : 30-38 : « 30 Ralehilahy namaly azy hoe: Mba mahagaga tokoa lahy izany!

» Tohiny...

Aoka hasehony amin’ny fitondran-tena tsara ny asany amin’ny fahalemem-panahin’ny fahendrena

Publié le 28 juin 2020 à 04:06

Alahady 28 Jona 2020, alahady fahatelo manaraka ny trinite, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe « Mihavàna ao @ Tompo ». Ny hafatr’Andriamanitra nentin’ny mpitandrina Rakotoarisoa Alain dia nalaina tao amin’ny Jakoba 3 : 13-18 : « 13 Iza eo aminareo no hendry sy manam-pahalalana? Aoka hasehony amin’ny fitondran-tena tsara ny asany amin’ny fahalemem-panahin’ny fahendrena. 14 Fa raha misy fialonana

» Tohiny...

Mihavàna haingana

Publié le 21 juin 2020 à 05:06

Fotoam-pivavahana Alahady 21 Jona 2020 teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, fankalàzana ny faha-185 taona nanoratana ny baiboly tamin’ny teny malagasy; alahadin’ny zokiolona sy fetin’ny Ray. Fa manan-kambara aminao koa Andriamanitra anio : « 25 Mihavàna faingana amin’ilay manana ady aminao, raha mbola miara-dia aminy hianao, fandrao ilay manana ady aminao hanolotra anao amin’ny mpitsara, ary ny mpitsara

» Tohiny...

Aoka samy hanao ny namany ho mihoatra noho ny tenany

Publié le 14 juin 2020 à 06:06

Alahady 14 jona 2020, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe « Mihavàna ao amin’ny Tompo », nitondran’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Filipiana 2 : 1-4 : 1 Koa raha misy famporisihana ao amin’i Kristy, raha misy fampiononana avy amin’ny fitiavana, raha misy firaisana amin’ny Fanahy, raha misy famindrampo sy fiantrana, 2 dia tanteraho ny

» Tohiny...