FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fiainana kristianina

Fanompoam-pivavahana Alahady 26 aprily 2020

Publié le 26 avril 2020 à 05:04

Manasa anao hanarana ny fanompoam-pivavahana voalohany tao aorian’ny fihibohana, ny alahady 26 aprily 2020 tao @ FJKM Ambavahadimitafo

» Tohiny...

Lisitry ny olona hivavaka Alahady 26 aprily 2020

Publié le 25 avril 2020 à 04:04

Toy izao ny fandaminana rahampitso Alahady 26 aprily 2020 : 1. Misy fidirana in – telo rahampitso.( 8 h 00 – 9 h 30 – 11 h 00 ). 2. Hiangaviana ireo mpiangona mba samy hivonona hitondra penina satria misy kahie ho fenoina mombamomba antsika . 3. Mbola mitoetra foana ireo fepetra ara – pahasalamana

» Tohiny...

Fisoràtana anarana fanompoam-pivavahana Alahady 26 aprily 2020

Publié le 24 avril 2020 à 04:04

Ho fandaminana ny fanompoam-pivavahana @ Alahady 26 aprily 2020 dia manasa anao hisoratra anarana eto ambany : Fandaminana :1. Misoratra anarana amin’ny Facebook sy Site Web ary amin’ity numero manaraka ity izay hiangona amin’ny alahady (034 36 311 76). 2. Ferana ho 40 isakin’ny olona no miditra ao am – piangonana (satria efa ao ny

» Tohiny...

Fanompoam-pivavahana Alahady 19 aprily 2020

Publié le 19 avril 2020 à 07:04

Manasa antsika hiara-hiombona amin’izao fanompoam-pivavahana ampitain-davitra izao ny Alahady 19 Aprily 2020 amin’ny 9 ora maraina.

» Tohiny...

Alahady Paska 12 Aprily 2020 – fanompoam-pivavahana ampitain-davitra

Publié le 12 avril 2020 à 08:04

Faly miarahaba anao ry havana nahatratra ity alahadin’ny Paska ity, fotoan-dehibe ho antsika kristiana ho fankalazana ny Tompo, ilay Jesoa nandresy ny hazo fijaliana, nandresy ny fasana, nandresy ny fahotana ka nitsangana tamin’ny maty, velona ho Mpandresy hamonjy antsika rehetra. Araho ato ny fanompoam-pivavahana ampitain-davitra ary.

» Tohiny...

Alakamisy masina 09 aprily 2020 – fanompoam-pivavahana ampitain-davitra

Publié le 09 avril 2020 à 07:04

Manasa anao ry havana hiara-hiombona amin’izao fanompoam-pivavahana Alakamisy masina 09 aprily 2020 ampitain-davitra izao, izay fotoana manokana tokoa eo amintsika kristiana. Fotoana hahatsiarovana ny niarahan’ny Tompo nisakafo tamin’ny mpianany, nanehoany ny fanasàna masina; fa fotoana nijalian’ny Tompo koa sy nivavahany tao Getsemane, sady nisamborana ary nitsaràna Azy

» Tohiny...

Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, Hebreo 10:25

Publié le 05 avril 2020 à 07:04

Manasa antsika hiara-hiombona amin’ny fanompoam-pivavahana ampitain-davitra ny Alahady 05 Aprily 2020 amin’ny 9 ora maraina.

» Tohiny...

Miverena amin’ny Tompo Andriamanitra

Publié le 05 avril 2020 à 04:04

Fiombonam-bavaka ampitain-davitra ho an’ny Alahady 29 martsa amin’ny 9 ora maraina. Alahady faha-5 ao anatin’ny karemy anio, ary alahady faha-2 izay tsy nahafahantsika namony ny trano fiangonananoho ny zava-misy eto amin’ny firenena sy manerana izao tontolo izao. Na mafy aza ry havana ny manjo antsika, dia matokia ny Tompo Andriamanitra fa tsy ny aretina na

» Tohiny...

Fa hianareo kosa dia taranaka voafidy

Publié le 24 juillet 2015 à 12:07

Lohahevitra Janoary 2014 : Andriamanitry ny famonjena ny Tompo Alahadin’ny zanaka am-pielezana eto Ambavahadimitafo, 20 janoary 2014, nitoriana ny hafatry ny Tompo avy ao amin’ny IPetera 2:9 9 Fa hianareo kosa dia taranaka voafidy, « fanjakà-mpisorona, firenena masina » [Eks. 19.6] , olona nalain’Andriamanitra ho an’ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran’Ilay niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho

» Tohiny...

Ny asan’i Jesoa voalohany teto amin’izao tontolo izao

Publié le 17 juillet 2015 à 12:07

05/01/2014 : ==> 17/07 Alahadin’ny Epifania, 05 janoary 2013, nangalana indrindra ny hafatry ny Tompo avy amin’ny Jaona 2:1-12 : Ny nampodian’i Jesosy ny rano ho divay tao Kana, sy ny nankanesany tao Kapernaomy 1 Ary tamin’ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin’i Jesosy.2 Ary Jesosy sy ny

» Tohiny...