FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fiainana kristianina

Tahaka ny zanaka manoa

Publié le 10 juillet 2015 à 12:07

Lohahevitra : Manantena ny fihavian’ny Tompo ny mino Alahadin’ny Sampana Sekoly Alahady, 08 desambra 2013,izay nitondrana ny hafatry ny Tompo avy ao amin’ny IPetera 1:13-16 : 13 Koa amin’izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin’ny hisehoan’i Jesosy Kristy;14 tahaka ny zanaka manoa, tsy mitondra

» Tohiny...

Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo

Publié le 03 juillet 2015 à 12:07

Toriteny tamin’ny fandraisan-tànana ny mpitandrina Rakotoniera Eric mianakavy teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, 01 desambra 2013 IIKorintiana 9 : 8 : Ary Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo, mba hanananareo ny onony rehetra mandrakariva amin’ny zavatra rehetra, ka hitombo amin’ny asa tsara rehetra;

» Tohiny...

Ny fanetren-tena

Publié le 26 juin 2015 à 12:06

Fampianarana nandritry ny Fivorian’ny Mpandray manodidina ny fanetren-tena, alahady 01 desambra 2013 Mpitoriteny : mpitandrina Rakotoniera Eric

» Tohiny...

Manantena fahasambarana ny mino

Publié le 19 juin 2015 à 12:06

Ny lohahevitra novambra 2013, Manantena fahasambarana ny mino, no nangalana ny hafatry ny Tompo tamin’ny alahady 24 novambra 2013. Mpitoriteny : Ramatoa Disaine Alice

» Tohiny...

Sambatra izay nantsoina ho amin’ny fanasana fampakaram-badin’ny Zanak’ondry

Publié le 12 juin 2015 à 12:06

Lohahevitra novambra 2013 : Manantena fahasambarana ny mino Toriteny tamin’ny alahady 17 novambra 2013 avy ao amin’ny Apokalipsy 19:9 : 9 Ary hoy koa izy tamiko: Soraty: Sambatra izay nantsoina ho amin’ny fanasana fampakaram-badin’ny Zanak’ondry. Fa hoy izy tamiko: Ireo dia teny marin’ Andriamanitra. Mpitoriteny : mpitandrina Rakotoniera Eric

» Tohiny...

Izay mandinika ny teny no hahita soa

Publié le 05 juin 2015 à 12:06

Lohahevitra novambra 2013 : Manantena fahasambarana ny mino Hafatr’Andriamanitra ny alahady 03 novambra 2013, izay nalaina tao @ Ohabolana 16:19-24 : 19 Tsara ny malemy fanahy ao amin’ izay manetry tena Noho ny mizara babo amin’ izay miavonavona.20 Izay mandinika ny teny no hahita soa; Ary izay matoky an’ i Jehovah no ho sambatra.21 Izay

» Tohiny...

Ny Tanora Kristiana sy ny Rehak’izao tontolo izao

Publié le 11 mai 2015 à 11:05

Asaina ny Tanora rehetra ny Sabotsy 16 Mey tolakandro manomboka amin’ny 03 ora eto am-piangonana hiara-hifanakalo hevitra manodidina ny lohahevitra hoe : »Ny Tanora Kristiana sy ny Rehak’izao tontolo izao » Ny AMA (Antoko Mpihira Ambavahadimitafo) moa no mikarakara ny hetsika. Tongava maro ary aoka hifampitaona

» Tohiny...

Fiakarana, Alakamisy 14 mey 2015

Publié le 11 mai 2015 à 11:05

« Koa raha niara-natsangana tamin’i Kristy ianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin’ny itoeran’i Kristy, Izay mipetraka eo an-tanana ankavanan’Andriamanitra. Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany. »(Kolosiana 3:1,2) Fotoana lehibe ho an’ny finoana kristiana NY FIAKARANA NA ASCENSION fa ankalazaina i Jesoa Kristy niakatra velona tany an-danitra. Fotopinoana ampianarin’ny Fiangonana

» Tohiny...

Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan’ ny olona, dia heken’ny Zanak’olona

Publié le 11 mai 2015 à 12:05

Lohahevitra septambra 2013 : Manantena fiarovana ny mino Tao amin’ny Lioka 12 : 8-12 no nakana ny hafatr’Andriamanitra ny alahady 15 septambra 2013. 8 Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan’ ny olona, dia heken’ ny Zanak’ olona kosa izy eo anatrehan’ ny anjelin’ Andriamanitra;9 Fa izay mandà Ahy eo

» Tohiny...

Raha manaraka ny lalàko sy mitandrina ny didiko hianareo

Publié le 11 mai 2015 à 12:05

Avy ao amin’ny Levitikosy 26 : 3-13 no nangalana ny hafatry ny Tompo tamin’ity alahady 28 jolay 2013 ity : 3 Raha manaraka ny lalàko sy mitandrina ny didiko hianareo ka mankatò izany,4 dia hanome anareo ranonorana amin’ ny fotoany Aho, ka hahavoka-javatra ny tany, ary hamoa ny hazo any an-tsaha.5 Ary ny taom-pivelezanareo dia

» Tohiny...