FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fiainana kristianina

Mba ho atolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona

Publié le 11 mai 2015 à 12:05

Fampianarana manodidina ny fanoloran-tena sy ny fanolorana vola eo amin’ny asam-piangonana, nandritry ny fivorian’ny Mpandray ny fanasan’ny Tompo, ny 14 jolay 2013 tao aorian’ny ALahadin’ny Fetim-bokatra Mpitoriteny : mpitandrina Rakotoniera Eric

» Tohiny...

Tsy antsoina intsony hoe « mariazy miara-mizotra »

Publié le 06 décembre 2013 à 12:12

Araka ny fandaminan’ny Foibe FJKM vaovao dia tsy ho ampiasaina intsony ny fiantsona hoe « mariazy miara mizotra » fa antsoina kosa hoe « fanamasinana fanambadiana efa niorina« . Natokana indrindra izany fanamasinana izany ho an’ireo mpivady efa vita soratra taloha, na efa niteraka… ka mahatsapa fa tonga ny fotoana hanamasinana ny fanambadiany.

» Tohiny...

Famonjena ankatoky ny fandraisana

Publié le 02 novembre 2013 à 10:11

Nanamarika ny mpitandrina Rakotoniera Eric fa anisan’ny fiangonana be mpamonjy ny ankatoky ny Fandraisana ny FJKM Ambavahadimitafo amin’ny fiangonana ety ambony ety. Rehefa mifampiresaka tokoa ny mpitandrina dia nahatsikaritra fa raha vao voatonona ny Trinité Masina dia mirihotra mivoaka avokoa ny Mpandray ka vitsy monja no tafajanona. Manentana ary ny mpitandrina mba hotanantsika izany fahazotoantsika

» Tohiny...

Isaorana anie Jehovah, Andriamanitr’i Abrahama tompoko

Publié le 02 novembre 2013 à 09:11

Toriteny nentin’ny mpitandrina Rakotoniera Eric, ny alahady 27 oktobra 2013, alahadin’ny Sampana FIfohazana manerana ny sahan’ny FJKM.

» Tohiny...

Que la beauté de notre Seigneur Dieu soit avec nous

Publié le 10 octobre 2013 à 10:10

Alahady 06 oktobra, ivon’ny Jobily fankalazana ny faha-150 taonan’ny FJKM Ambavahadimitafo. Ny mpitandrina RANDRIAMORA Max no nitondra ny hafatr’Andriamanitra izay niainga indrindra avy amin’ny teny fanevan’ny Jobily : « Ary aoka ho aminay ny fahasoavan’ny Tompo Andriamanitray; ary ampitoero aminay ny asan’ny tànanay; Eny, ny asan’ny tànanay, ampitoero izy. », Salamo 90,17

» Tohiny...

Fianarana Soratra masina isan’alarobia

Publié le 07 octobre 2013 à 09:10

Mitohy ny fianarana Soratra masina izay fanao isan’alarobia amin’ny 5 ora sy sasany eto amin’ny fiangonana. Manasa antsika rehetra izay maniry handalina ny Baiboly, ary indrindra ireo manana anjara amin’ny fanompoam-pivavahana amin’ny alahady 13 oktobra 2013. Ny perikopa 13 oktobra 2013 no hodinihina amin’izany, izay azonao vakina sahady mba hahazahoanao vetivety ny fampianarana izay hoentina.

» Tohiny...

Hataoko tonga hiankohoka eo anoloan’ny tongotrao ireo, ka ho fantany fa Izaho efa tia anao

Publié le 26 septembre 2013 à 09:09

Alahady faha efatra amin’ny volana Septambra, natokana indrindra hitondrana am-bavaka ny Sampan’asa fikaroahana sy fandalinana finoana eo anivon’ny FJKM. Ny Soratra Masina izay nakana ny hafatra dia ny Apokalipsy 3:7-13 : « 7Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana any Filadelfia: Izao no lazain’izay masina, Izay marina, Izay manana ny fanalahidin’i Davida, Izay mamoha ka tsy hisy

» Tohiny...

Ny olona manantena ny fiarovan’Andriamanitra dia olona sahy manambara Azy sy kristianina miantehatra Aminy

Publié le 16 septembre 2013 à 09:09

Alahady faha telo amin’ny volana septambra 2013, anatin’ny lohahevitra hoe « Manantena fiarovana ny mino« . Ny mpitandrina miza-draharaha vaovao, ramatoa Andrianavalona Sitraka no nitondra ny hafatr’Andriamanitra, izay nalaina avy ao amin’ny Lioka 12 : 8-12 : 8Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan’ny olona, dia heken’ny Zanak’olona kosa izy eo anatrehan’ny

» Tohiny...

Ny fimbanjinana ny lasa dia ahafahana mandrefy sy mandrafitra fiainana vaovao

Publié le 17 janvier 2013 à 02:01

Alahady fanokafana ny iray volan’ny Arisiva FJKM, anatin’ny lohahevitra hoe  » Manohitra ny fanambakana ny marina  » Ny teny nangalana ny hafatr’Andriamanitra dia tao amin’ny Isaia 30 : 8b

» Tohiny...

Mpampianatra tsara ô, inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay?

Publié le 11 janvier 2013 à 10:01

Toriteny nentin’ny mpitandrina Rakotoniera Eric tamin’ny alahady 4 novambra 2012. Ny teny nangalana ny hafatr’Andriamanitra dia tao amin’ny Marka 10:17-22

» Tohiny...