FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fiainana kristianina

Satria manana izany fanompoana izany izahay, araka ny nahazoanay famindram-po, dia tsy ketraka

Publié le 14 octobre 2011 à 07:10

Toriteny tamin’ny asabotsy 10 septambra 2011,  fanokanana ny mpitandrina Rakotoniera Christian Eric ho mpitandrina eo amin’ny sahan’ny FJKM na Consecration pastorale. Ny teny nosafidian’ny mpitandrina tamin’izany dia ny tao amin’ny II Korintiana 4 : 1 1 Ary amin’izany, satria manana izany fanompoana izany izahay, araka ny nahazoanay famindram-po, dia tsy ketraka.

» Tohiny...

Ary rehefa hitan’Andriamanitra ny nataon’ireo ny amin’ny nialany tamin’ny lalan-dratsiny, dia nanenina Izy ny amin’ny loza izay nolazainy hamelezany azy, ka tsy nataony izany

Publié le 12 octobre 2011 à 06:10

Ny tenin’Andriamanitra izay nangalana ny hafatr’Andriamanitra tamin’ny alahady 21 aogosita 2011 dia tao amin’ny Jona 3 : 1 -10 : 1 Ary tonga fanindroany tamin’i Jona ny tenin’i Jehovah nanao hoe:2 Mitsangàna, ka mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe; ary torio aminy ny teny izay lazaiko aminao.3 Dia nitsangana Jona ka nankany Ninive araka ny

» Tohiny...

Mampiorina antsika eo amin’ny Tompo ny batisa

Publié le 10 octobre 2011 à 09:10

« Mampiorina antsika eo amin’ny Tompo ny batisa »: izany no lohahevitra notarihina ny fotoana tamin’ny alahady 9 Octkobra 2011. Ny mpitandrina Ramanohisoa Eulalie Moniah, mpiza-draharaha vaovao eto amin’ny fiangonana no nitondra ny hafatr’Andriamanitra, tao amin’ny Gen 7 : 1-12 : 1 Ary hoy Jehovah tamin’i Noa: Midira ao anatin’ny sambo-fiara ianao mbamin’ny ankohonanao rehetra, satria ianao

» Tohiny...

Koa raha misy olona ao amin’i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo

Publié le 09 octobre 2011 à 06:10

Mandritra ny vola Septambra 2011, ny FJKM dia handinika ny lohahevitra hoe « Mampiverina ao amin’ny Tompo ny fiovam-po, na ny fibebahana » Ny nangalana ny hafatra tamin’ity alahady 07 septambra ity kosa dia tao amin’ny IIKor 5:16-19 : 16 Koa dia tsy mahalala olona intsony araka ny nofo isika; eny, na dia nahafantatra an’i Kristy araka

» Tohiny...

Henoy izao, ry firenena adala sady tsy manan-tsaina, izay mana-maso, fa tsy mahita, ary manan-tsofina, fa tsy mandre

Publié le 06 octobre 2011 à 06:10

Toriteny nentin-dRamatoa Andrianoelina Fara, tamin’ny alahady 31 aogositra 2011. Ny teny nangalana ny hafatra dia tao amin’ny Jeremia 5 : 21 : Henoy izao, ry firenena adala sady tsy manan-tsaina, izay mana-maso, fa tsy mahita, ary manan-tsofina, fa tsy mandre

» Tohiny...

Finoana no naneken’i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin’izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany

Publié le 05 octobre 2011 à 06:10

Fotoana ankatoky ny Fandraisana, notarihin’ny mpitandrina Rakotoniera Christian Eric tamin’ny alahady 24 jolay 2011. Tao amin’ny Hebreo 11:8-12 no nangalana ny hafatra : 8 Finoana no naneken’i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin’izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany.9 Finoana no nivahiniany tany amin’ny tany nolazain’ny teny

» Tohiny...

Ary raha tonga Izy, dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana

Publié le 03 octobre 2011 à 06:10

Toriteny tamin’ny alahady 24 jolay 2011, nitondran’ny mpitandrina Rakotoniera Christian Eric ny hafatr’Andriamanitra tao amin’ny Jaona 16: 8,9,10,11 : 8 Ary raha tonga Izy, dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana:9 ny fahotana, satria tsy mino Ahy izy;10 ny fahamarinana, satria mankany amin’ny Ray Aho, ka tsy mahita Ahy

» Tohiny...

Indro, ny tànan’i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana, fa mahare

Publié le 24 juillet 2011 à 09:07

Toriteny alahady 17 jolay 2011, alahadin’ny VFL, izay nitondran’ny mpitandrina Rabenarivelo Heritahiana ny hafatra avy ao amin’ny Isaia 59:1-8

» Tohiny...

Ary izay rehetra manana izany fanantenana miorina aminy izany dia manadio ny tenany mba hadio tahaka Azy

Publié le 22 juillet 2011 à 09:07

Toriteny alahady 10 jolay 2011, alahadin’ny STK izay nitondran-dRamatoa Rajaonarivelo Ony Finaritra, tonian’ny STK Foibe ny hafatr’Andriamanitra izay nalaina tao amin’ny IJao 3:3-9

» Tohiny...

Satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo

Publié le 20 juillet 2011 à 08:07

Toriteny alahady 3 jolay 2011, alahadin’ny fetim-bokatra. Tao amin’ny IKor 15:58 no nangalan’ny mpitandrina Rakotoniera Eric ny hafatr’Andriamanitra

» Tohiny...