FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fiainana kristianina

Te hampitombo ny fanantenana ao aminao Kristy : mila miankina amin’Andriamanitra isika kristianina:

Publié le 04 mai 2010 à 12:05

ho aiza isika ? Inona ny fanantenantsika ? Iza no hametrahantsika ny fanantenana ? Izany ny fanontaniantsika ao anatintsika tsirairay avy ao
Jeremia14 :19 – 22
Jaona 7 :31 – 34
Ikor 9 :7 – 12

» Tohiny...

Toriteny Alahady 7 Martsa 2010 : Fa tsy misy velon-ko an'ny tenany isika, ary tsy misy maty ho an'ny tenany

Publié le 15 mars 2010 à 12:03

Toriteny mikasika ny anton’ny fahavelomantsika sy ny fahafatesantsika araka izay hita ao amin’ny Romana 14: 7 – 9: "Fa tsy misy velon-ko an’ny tenany isika, ary tsy misy maty ho an’ny tenany. Fa raha velona isika, dia velona ho an’ny Tompo ; ary raha maty isika, dia maty ho an’ny Tompo ; koa amin’izany, na velona na maty isika dia an’ny Tompo ihany. Fa izany no nahafatesan’i Kristy sy nahavelomany indray, mba ho Tompon’ny maty sy ny velona Izy."

» Tohiny...

Toriteny Alahady 21 Febroary 2010 – Ahoana no ahafahantsika mandray an'i Jesoa Kristy ho modely amin'ny fiainam-bavaka

Publié le 26 février 2010 à 12:02

Toriteny Alahady 21 Febroary 2010, mikasika ny karemy, fifadian-kanina : Ahoana no ahafahantsika mandray an’i Jesoa Kristy ho modely amin’ny fiainam-bavaka ?

» Tohiny...

Toriteny Alahady 14 Febroary 2010 : Ny tenin'Andriamanitra no tondro-zotra ho amin'ny fahavelomana

Publié le 19 février 2010 à 12:02

Raha mitandrina ny didiko hianareo dia hitoetra amin’ny fitiavako tahaka ny nitandremako ny didin’ny Raiko sy ny hitoerako amin’ny fitiavana

» Tohiny...

Toriteny Alahady 22 Novambra 2009 – Raha misy tsy mety miasa, dia aoka izy tsy hihinana

Publié le 08 février 2010 à 12:02

Toriteny nataon’i Ramatoa ANDRIANOELINA Fara, Diakona sy Katekista ao amin’ny FJKM Ambavahadimitafo momba ny asa.

» Tohiny...

Toriteny Alahady 27 Desambra 2009 – Izaho no Jehovah, izany no anarako, ka ny voninahitro tsy omeko ny hafa na ny fiderana Ahy ho an'ny sarin-javatra voasokotra

Publié le 08 février 2010 à 12:02

Toriteny nataon-dRamatoa Faramalala RANAIVOSON ny Alahady 27 desambra 2009, vady navelan’ny mpitandrina RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo

» Tohiny...

Toriteny Alahady 24 Janoary 2010, alahadin'ny Zanaka am-pielezana – Tena fantatsika ve Jesoa Kristy

Publié le 08 février 2010 à 12:02

Ny mpitandrina sady Zanaka am-pielezana RAKOTOARISON Solofo no nitondra ny tenin’Andriamanitra : tena fantatsika ve Jesoa Kristy?

» Tohiny...

Toriteny Alahady 15 Novambra 2009 – Fa izay manao ny marina kosa dia manatona ny mazava mba haseho ny asany

Publié le 18 novembre 2009 à 12:11

Fa izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny mazava sady tsy manatona ny mazava, fandrao hita miharihary ny asany; fa izay manao ny marina kosa dia manatona ny mazava mba haseho ny asany, fa atao amin’Andriamanitra izany

» Tohiny...

Toriteny Alahady 08 Novambra 2009 Ho an'izay voaantso, na Jiosy na Jentilisa, dia Jesoa Kristy no herin'Andriamanitra sy fahendren'Andriamanitra

Publié le 12 novembre 2009 à 12:11

Toriteny nataon’ny Mompera Jean Noel mitondra ny lohahevitra hoe "Ho an’izay voaantso, na Jiosy na Jentilisa, dia Jesoa Kristy no herin’Andriamanitra sy fahendren’Andriamanitra"

» Tohiny...

Toriteny Alahady 25 Oktobra 2009 : Mikeleza aina mba ho olona voazaha toetra eo imason'Andriamanitra

Publié le 30 octobre 2009 à 12:10

Mikeleza aina mba ho olona voazaha toetra eo imason’Andriamanitra ka ho mpiasa tsy mahazo henatra eo amin’ny asany, mamoaka tsara momba ny teny fampianarana mari-pototra

» Tohiny...