FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fiainana kristianina

Toriteny Alahady 02 Aout 2009 : Tiava ny fahavalonareo ary mivavaha ho an'izay manenjika anareo

Publié le 05 août 2009 à 12:08

Efa renareo fa voalaza hoe:"Tiava ny namanao" (Lev.19.18), ary mankahalà ny fahavalonao. Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an’izay manenjika anareo mba ho tonga zanaky ny Rainareo Izay any an-danitra hianareo; fa Izy mampiposaka ny masoandrony amin’ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy ary mampilatsaka ny ranonorana amin’ny marina sy ny tsy marina.

» Tohiny...

Toriteny Alahady 26 Jolay 2009: Ny dihy mirindra ny fiainana kristianina

Publié le 29 juillet 2009 à 12:07

Ampahany amin’ny toriteny izay natoan’i Dr. Rakotoharintsifa Andrianjatovo, mpitandrina ao amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, momba ny fiainana kristianina, araka ny voalaza ao amin’ny II Petera 1:1-17.

» Tohiny...

Toriteny alahady 19 jolay 2009 – Izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay rehetra manetry tena no hasandratra

Publié le 22 juillet 2009 à 12:07

"Lazaiko aminareo: Izany lehilahy izany nidina tany an-tranony efa nohamarinina noho ny anankiray; fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay rehetra manetry tena no hasandratra"

» Tohiny...

Toriteny Alahady 28 Juin 2009:Vidio ny marina ka aza amidy, dia ny fahendrena sy ny fananarana ary ny fahazavan-tsaina

Publié le 21 juillet 2009 à 12:07

Toritenin’ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo tamin’ny Alahadin’ny Vokovoko manga, tao amin’ny Ohabolana 23:23; momba ny fahendrena, ny fanabeazana, ny fifampitenanana, ny fianarana…

» Tohiny...

Toriteny Alahady 12 Jolay 2009: Ny fahasambarana

Publié le 15 juillet 2009 à 12:07

Toriteny nataon’i Ramatoa RABETSITONTA Noromanalina, diakona ao amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, momba ny fahasambarana izay notorian’i Jeso tamin’ny mpianany teo an-tendrombohitra araka ny voalaza ao amin’ny Matio 5: 1-12.

» Tohiny...

Toriteny Alahady 19 Jona 2009: Lazaiko aminareo fa tsy mbola nahita finoana lehibe toy izany Aho, na dia tamin'ny Israely aza

Publié le 24 juin 2009 à 12:06

Toritenin’i Dr. Rakotoharintsifa Andrianjatovo Mpitandrina mikasika ny nahasitranan’i Jesoa ny mpanompon’ilay kapiteny Romana.

» Tohiny...

Toriteny Alahady 14 Jona 2009:Ry taranaka tsy mino, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo

Publié le 17 juin 2009 à 12:06

Toritenin’i Ramatoa Ranaivoson Faramalala, vadin’ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo tamin’ny Alahady 14 jona 2009 mikasika ny nanasitranan’i Jesoa ilay zazalahy kely.

» Tohiny...

Toriteny Alahady 07 Jona 2009:Hoy Jesoa tamin'ny roa ambin'ny folo lahy:Hianareo koa va mba te-hiala?

Publié le 09 juin 2009 à 12:06

Toritenin’ny mpitandrina Dr Rakotoharintsifa Andrianjatovo tamin’ny alahady 7 Jona 2009 : Jaona 6,66-67 : “Hatramin’izany dia maro tamin’ny mpianany no nihemotra ka tsy niara-nandeha taminy intsony. Dia hoy Jesosy tamin’ny roa ambin’ny folo lahy: Hianareo koa va mba te-hiala?”

» Tohiny...

Alahady 31 May 2009:Toritenin'ny mpitandrina Rakotoharintsifa noho ny Pentekosta

Publié le 02 juin 2009 à 12:06

"Ary noho izany dia mbola mampahatsiaro anao aho mba hamelomanao ny fanomezam-pahasoavana avy amin’Andriamanitra, izay ao anatinao tamin’ny fametrahako ny tanako. Fa tsy nomen’Andriamanitra fanahy osa isika fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena."

» Tohiny...

Toriteny Alakamisy 21 May 2009:Hevero ny fiantsoana anareo ry rahalahy

Publié le 29 mai 2009 à 12:05

Toritenin’ny mpitandrina Rakotonavalona Maholy, mpitandrina FJKM Ambohitantely tamin’ny fandraisana ireo Katekomena Zokiny "Antso 2009" sady andro Fiakaran’ny Tompo rahateo

» Tohiny...