Ireo karazam-pitiavana avy amin'Andriamanitra
Ny bokin’i Rota dia maneho amintsika ireo endrika maro samihafa isehoan’ny fitiavana rehefa atao lohalaharana eo amin’ny fiainana Andriamanitra
» Tohiny...Ny bokin’i Rota dia maneho amintsika ireo endrika maro samihafa isehoan’ny fitiavana rehefa atao lohalaharana eo amin’ny fiainana Andriamanitra
» Tohiny...Mivavaha mandrakariva ka aza mitsahatra, I Tes 5 :17
» Tohiny...Ny mpandray ny Fanasan’ny Tompo nefa mbola mitoky amin’ny sampy sy ny ody, etc…
» Tohiny...Sambatra!iza ? Faniriako ny ho sambatra asa koa aloha ianao ? Fa sambatra manao ahoana ary sambatra amin’inona ?
» Tohiny...Vao nitraka anefa ry zareo dia taitra satria efa tsy teo intsony ilay olona. Tena gaga ry zareo, fa iza iny ? Fa inona iny ? sady natahotra "sao dia matoto eh ?"
» Tohiny...Lahateny nataon-dRambelo, Mpitandrina ao Anosipatrana, tamin’ny Isan’enim-Bolana tao Ambonin’Ampamarinana, tamin’ny 18 Octobre, 1917
» Tohiny...L’éducation est une science délicate : s’il y a trop, l’individu est "coincé" comme on dit; s’il n’y a pas assez, il y a des lacunes. Ce dosage doit être subtil
» Tohiny..."Fa aiza moa izay zanaka tsy faizan-drainy? Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo, dia zazasary, fa tsy zanaka" (Hebreo 12:7b,8)
» Tohiny...Tahaka ny finoan’ny firenena rehetra ny fisian’Andriamanitra, dia niara-nino koa izy fa misy ny fanahy
» Tohiny...Fa tamin’i Marta, dia ny fiahanahana mbola tavela tao aminy no vato nisakana ny fahazoany antoka ny zavatra antenainy dia ny fitsanganan’ny anadahiny amin’ny maty
» Tohiny...