FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fiainana kristianina

Ireo karazam-pitiavana avy amin'Andriamanitra

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Fifankatiavan’ny mpiray tanindrazana, fitiavana hiatrika ny fiainana fitiavana ny asa, fifankatiavan’ny mpiasa sy ny mpampiasa…

» Tohiny...

Ny fitiavana ny olona

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Ny fitiavana namana no fitiavana ny tena indrindra

» Tohiny...

Inona no atao mba ho fiaraha-monina mahafinaritra ny ao an-tokantrano ao?…

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Karazana tokantrano inona re no misy anao ? Matetika dia ny fifampiresahana (dialogue) no miantoka ny fahombiazan’ny fiainan-tokantrano

» Tohiny...

Ny pask'i Jesoa

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Ny tantaran’ny Paska; nalaina avy amin’ny PASKA Kahie N°1 nosoratan-dRamatoa RANAIVOSON Faramalala

» Tohiny...

Didy folon'ny fanabeazana

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Ny zaza tenenin-dava dia ho tonga mpamalivaly; koa mahaiza miteny azy amim-pitiavana sy amim-pahendrena fa aza treronina latsalatsaina

» Tohiny...

Ny nanoratana ny teny malagasy, sy ny endriky ny hira protestanta tany am-piandohana

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Tany amin’ny taonjato faha 17 dia efa nisy tokoa ny boky kely voasoratra tamin’ny teny malagasy.

» Tohiny...

Hataka voavaly

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Indraindray dia toa misalasala ny olona sasany na mamaly vavaka tokoa Andriamanitra, na tsia

» Tohiny...

Vita antoka ve ny fanahinao?

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Efa migoka ny ranon’aina sy homana ny mofon’aina ve, ka mitrotro famonjena ?

» Tohiny...

Sitrano aloha ny tenanao

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Ry mpanompon’Andriamanitra ô, raha tianao ho voataona ary ny mpanota, irinao handaitra ny tenin’Andriamanitra dia ampisehoy amin’ny toe-piainanao izay lazain’ny vavanao

» Tohiny...

Ny hevitry ny ntaolo ny amin'ny fiainan-tsihita (4)

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Nino izy fa ny fanahin’ny maty dia mety miraharaha amin’ny velona

» Tohiny...