Fa vonona aho tsy ny hafatotra ihany, fa ny ho faty any Jerosalema koa aza
Tao amin’ny Asan’ny Apostoly 21 : 10-14 no nakan’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hafatr’Andriamanitra
» Tohiny...Tao amin’ny Asan’ny Apostoly 21 : 10-14 no nakan’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hafatr’Andriamanitra
» Tohiny...Ny tenin’Andriamanitra nangalana ny hafatra amintsika anio dia araka ny 1Mpanjaka 19 : 7 : Mifohaza, ka homàna, fa lavitra loatra ny halehanao. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitory izany teny izany ny alahady 23 aogositra 2020
» Tohiny...Ny teny toriana amintsika anio alahady 16 aogositra dia araka ny Nehemia 3 : 33-38. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no mitondra ny hafatr’Andriamanitra
» Tohiny...Alahady 09 aogositra 2020, hitondrana am-bavaka ny komity fanorenana ny tsangambato martiora. Ny hafatr’Andriamanitra dia nalaina avy ao amin’ny 2Tantara 24:22
» Tohiny...Toriteny nentin’ny mpitandrina Rakotoarisoa Alain nalaina avy ao amin »ny Daniela 6 : 17-25, lohahevitra vaovao ho an’ny volana aogositra 2020 : Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino
» Tohiny...Toriteny Alahady 26 jolay 2020, nentin’ny mpitandrina Rakotoarisoa Alain, noratovina avy ao amin’ny Lioka 8 : 39
» Tohiny...Fanompoam-pivavahana iombonantsika ny Alahady 19 jolay 2020 @ 9ora maraina izay tanterahin’ny isan-tokan-trano
» Tohiny...Lohahevitra Janoary 2014 : Andriamanitry ny famonjena ny Tompo Alahadin’ny zanaka am-pielezana eto Ambavahadimitafo, 20 janoary 2014, nitoriana ny hafatry ny Tompo avy ao amin’ny IPetera 2:9 9 Fa hianareo kosa dia taranaka voafidy, « fanjakà-mpisorona, firenena masina » [Eks. 19.6] , olona nalain’Andriamanitra ho an’ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran’Ilay niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho
» Tohiny...05/01/2014 : ==> 17/07 Alahadin’ny Epifania, 05 janoary 2013, nangalana indrindra ny hafatry ny Tompo avy amin’ny Jaona 2:1-12 : Ny nampodian’i Jesosy ny rano ho divay tao Kana, sy ny nankanesany tao Kapernaomy 1 Ary tamin’ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin’i Jesosy.2 Ary Jesosy sy ny
» Tohiny...Lohahevitra : Manantena ny fihavian’ny Tompo ny mino Alahadin’ny Sampana Sekoly Alahady, 08 desambra 2013,izay nitondrana ny hafatry ny Tompo avy ao amin’ny IPetera 1:13-16 : 13 Koa amin’izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin’ny hisehoan’i Jesosy Kristy;14 tahaka ny zanaka manoa, tsy mitondra
» Tohiny...