FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Toriteny

Alahady fetin’ny Ray 2024

Publié le 16 juin 2024 à 09:06

Alahady 16 Jona 2024, fetin’ny Ray, ivon’ny Jobily faha-75 taona ny Sampana Mpanazava sy Tily (SAMPATI), mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Miaro ny olony ny Tompo ». Alahady nitondran’ny mpitandrina Andriamifidy Miora ny hafatr’Andriamanitra araka ny Matio 5; 16  » Aoka hazava eo imason’ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo

» Tohiny...

Fa hilaza fiadànana ho an’ny olony Ny Tompo

Publié le 09 juin 2024 à 09:06

Alahady 09 Jona 2024, mbola ibanjinana ny lohahevitra hoe « Miaro ny olony ny Tompo » ka nitondran’ny Antsan’Ambavahadimitafo ny hafatr’Andriamanitra araka ny Jaona 6 : 34-40  » 34Ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany. 35Hoy Jesosy taminy: Izaho no mofon’aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy

» Tohiny...

Fa namonjy anay tamin’ny fahavalonay Hianao, ary ny nankahala anay dia nataonao menatra

Publié le 02 juin 2024 à 09:06

Alahady 02 Jona 2024, itondrana am-bavaka ny Sampana Tanora Zokiny (FktZo), ibanjinana ny lohahevitra hoe « Miaro ny olony ny Tompo ». Ny mpitandrina Raharivololona Sahondra no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Salamo 44 : 1-8 « 1Ho an’ny mpiventy hira. Nataon’ny Koraita. Maskila. Ny sofinay no nandrenesanay, Andriamanitra ô, ny razanay nilaza taminay ny asa nataonao tamin’ny

» Tohiny...

Alahady fetin’ny reny 2024

Publié le 26 mai 2024 à 09:05

Alahady 26 Jaona 2024, ahatsiarovana ny fetin’ny Reny, mbola ibanjinana ny lohahevitra hoe « Mampahery ny Fanahy Masina ». Ny Sekoly Taninketsa no nitondra ny hafatr’Andriamanitra tamin’ny alàlan’ny toriteny an-kira araka ny Genesisy 11, 1-9  » 1Ary ny tany rehetra dia iray fanononana sy iray fiteny. 2Ary raha nifindrafindra niantsinanana ny olona, dia nahita tany lemaka tany amin’ny

» Tohiny...

Alahady Pentekosta 2024

Publié le 19 mai 2024 à 09:05

Alahady Pentekosta , 19 mey 2024, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe Mampahery ny Fanahy Masina, nitondran’ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain ny hafatr’Andriamanitra araka ny Jaona 3 : 5  » Jesosy namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin’ny fanjakan’Andriamanitra izy. « 

» Tohiny...

Mampahery ny Fanahy Masina

Publié le 05 mai 2024 à 09:05

Alahady 05 Mey 2024, andinihina lohahevitra vaovao manao hoe « Mampahery ny Fanahy Masina« , hanatanterahin’ny sampana Sekoly Alahady ny fanateram-bokatra. Ny mpitandrina Andriamifidy Miora no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Romana 8:9-13  » 9Fa ianareo tsy ao amin’ny nofo, fa ao amin’ny Fanahy, raha ny Fanahin’Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana

» Tohiny...

Alahady faha-40 taonan’ny AFFA

Publié le 28 avril 2024 à 09:04

Alahady 28 aprily 2024, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manazava ny Mpino ny Tompo », nankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona ny Asa Fitoriana Filazantsara ho an’ny Ankizy sy Zatovo (AFFA). Tamin’ny alàlan’ny Fetin’ny Fahazavana no nitondran’ny AFFA ny tenin’Andriamanitra

» Tohiny...

Jesoa Kristy no Ilay mazava

Publié le 21 avril 2024 à 09:04

Alahady 21 aprily 2024, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe « Manazava ny Mpino ny Tompo », alahady nanavaozan’ny Diakona sy Loholona ny fanoloran-tenany tamin’ny alàlan’ny fanateram-bokatra. Ny mpitandrina délégué mpanampy Raharivololona Sahondra no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Lioka 11 : 33 -36 « 33Tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka azy ao an-davaka, na ao ambanin’ny vata

» Tohiny...

Efa nahita ny Tompo aho

Publié le 14 avril 2024 à 09:04

Alahady 14 Aprily 2024, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manazava ny mpino ny Tompo« , nitondran’ny mpitandrina Andriamifidy Miora ny hafatr’Andriamanitra araka ny Jaona 20;11-18 : 11Fa Maria nijanona nitomany teo ivelan’ny fasana; ary raha nitomany izy, dia niondrika nitsirika ny tao am-pasana 12ka nahita anjely roa nitafy lamba fotsy nipetraka teo, ny anankiray teo an-doha tamin’ilay

» Tohiny...

Manazava ny mpino ny Tompo

Publié le 07 avril 2024 à 09:04

Alahady 07 Aprily 2024, ibanjinana ny lohahevitra hoe « Manazava ny mpino ny Tompo » ka nitondran’ny mpitandrina Raharivololona Sahondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Eksodosy 13; 17-22  » : 17Ary rehefa nalefan’i Farao ny olona, dia tsy mba nentin’Andriamanitra tamin’ny lalana nankany amin’ny tanin’ny Filistina izy, na dia akaiky aza izany; fa hoy Andriamanitra: Andrao hanenina ny

» Tohiny...