FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Toriteny

Ary izay rehetra manana izany fanantenana miorina aminy izany dia manadio ny tenany mba hadio tahaka Azy

Publié le 22 juillet 2011 à 09:07

Toriteny alahady 10 jolay 2011, alahadin’ny STK izay nitondran-dRamatoa Rajaonarivelo Ony Finaritra, tonian’ny STK Foibe ny hafatr’Andriamanitra izay nalaina tao amin’ny IJao 3:3-9

» Tohiny...

Satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo

Publié le 20 juillet 2011 à 08:07

Toriteny alahady 3 jolay 2011, alahadin’ny fetim-bokatra. Tao amin’ny IKor 15:58 no nangalan’ny mpitandrina Rakotoniera Eric ny hafatr’Andriamanitra

» Tohiny...

Toriteny 19 jona 2011:alahadin’ny Trinite na alahadin’ny fahafenoana

Publié le 22 juin 2011 à 04:06

Ny alahady manaraka ny Pentekosta no voalaza fa alahadin’ny fahafenoana, fahafenoan’ny asan’Andriamanitra. Feno ny fanomezan’Andriamanitra antsika. Manana Ray isika, Ray Mpahary, izay nahary ny raintsika tsirairay avy ary hifaliantsika amin’izao fetin’ny Ray koa androany izao. Manana an’i Jesoa Kristy isika, izay nanolotra ny tenany sy ny rany teo amin’ny hazo fijaliana mba hanafaka antsika. Nomena

» Tohiny...

Toriteny 10 aprily 2011 : Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny sy ny anabaviny, eny, ary ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy

Publié le 14 avril 2011 à 03:04

Lohahevitra aprily : Mampitondra antsika ny hazo fijaliana ny Tompo Lioka 14 :26-27 : « 26 Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny sy ny anabaviny, eny, ary ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy. 27 Na zovy

» Tohiny...

Toriteny 3 avril 2011 : Raha misy olona ta-hanaraka Ahy, aoka izy handa ny tenany sy hitondra ny hazofijaliany ka hanaraka Ahy

Publié le 08 avril 2011 à 02:04

« Mampitondra antsika ny hazo fijaliana ny Tompo » : Io no lohahevitra ho banjinin’ny FJKM mandritra ity volana aprily ity. Ny teny nangalana ny hafatra dia ny Mation 16:24-28 : 24 Dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Raha misy olona ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazofijaliany ka hanaraka Ahy. 25 Fa na

» Tohiny...

Toriteny alahady 27 mars 2011, fahatelo’ny Karemy

Publié le 30 mars 2011 à 01:03

Toriteny alahady fahatelo’ny Karemy ary mbola handinihan’ny FJKM ny lohahevitra hoe  : « Mifidy antsika ny Tompo » Ny fifidianan’Andriamanitra dia tsy azo sarahina amin’ny fitandremana, mitandrina. Ny teny nangalàna ny hafatra dia ny hoe : « Tsy milaza anareo rehetra Aho; fa fantatro izay nofidiko; fa mba hahatanteraka ny Soratra hoe : « Izay homana ny mofoko no

» Tohiny...

Toriteny Alahady 20 mars 2011, alahady faharoa amin’ny karemy

Publié le 30 mars 2011 à 01:03

Toriteny Alahady 21 mars 2011, alahady faharoa @ karemy, alahady fahatelo hibanjinan’ny FJKM ny lohahevitra hoe : « Mifidy antsika ny Tompo » Ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fifidianana isika eo anivon’ny fitandremana sy ny sahan’ny FJKM. Ka izany indrindra no nandraisana ny teny ho toriana manao hoe : « Tsy Hianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo

» Tohiny...

Toriteny 23 janoary 2011 – alahadin’ny zanak’ampielezana

Publié le 03 mars 2011 à 09:03

« Fa asany isika, voaforona tao amin’i Kristy Jesosy mba hanao asa tsara, izay namboarin’Andriamanitra rahateo mba handehanantsika eo aminy. »; Efesiana 2:10.

» Tohiny...

Toriteny 13 febroary 2011 : Manantona an’Andriamanitra fa Izy irery no afaka hanavotra antsika

Publié le 17 février 2011 à 05:02

Ny tenin’Andriamanitra nangalana ny hafatra tamin’ny Alahady 13 febroary 2011 dia ao amin’ny Isaia 55:6-11 manao hoe : 6 Mitadiava an’i Jehovah, dieny mbola hita Izy, Miantsoa Azy, dieny mbola akaiky Izy. 7 Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany, ary ny tsy marina hahafoy ny heviny; ary aoka hiverina ho amin’i Jehovah ireny, fa

» Tohiny...

Toriteny 6 febroary 2011 : Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona

Publié le 14 février 2011 à 11:02

Ny tenin’Andriamanitra hakana ny hafatra dia ao amin’ny filazantsaran’i Jaona 1 : 4 : « Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona ». Toriteny nataon’ny mpitandrina Rakotoniera Christian Eric teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo

» Tohiny...