Toriteny : Ny fanjakan’Andriamanitra
Ho an’izay rehetra malala eo imason’Andriamanitra sady voantso no masina. Ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika ! Amena . Ny basileia qeou na h basileia twn Ouranwn izay miverina in-122 ao amin’ny Filazantsara ary in-99 ao amin’ny Synoptika dia fanantanterahana ny Teny faminaniana ny tany tondra-dronono sy tantely nambaran’ny Fanekena Taloha. Miainga avy amin’ny Teolojia Biblika
» Tohiny...