FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Toriteny

Toriteny Alahady 14 Febroary 2010 : Ny tenin'Andriamanitra no tondro-zotra ho amin'ny fahavelomana

Publié le 19 février 2010 à 12:02

Raha mitandrina ny didiko hianareo dia hitoetra amin’ny fitiavako tahaka ny nitandremako ny didin’ny Raiko sy ny hitoerako amin’ny fitiavana

» Tohiny...

Toriteny Alahady 22 Novambra 2009 – Raha misy tsy mety miasa, dia aoka izy tsy hihinana

Publié le 08 février 2010 à 12:02

Toriteny nataon’i Ramatoa ANDRIANOELINA Fara, Diakona sy Katekista ao amin’ny FJKM Ambavahadimitafo momba ny asa.

» Tohiny...

Toriteny Alahady 24 Janoary 2010, alahadin'ny Zanaka am-pielezana – Tena fantatsika ve Jesoa Kristy

Publié le 08 février 2010 à 12:02

Ny mpitandrina sady Zanaka am-pielezana RAKOTOARISON Solofo no nitondra ny tenin’Andriamanitra : tena fantatsika ve Jesoa Kristy?

» Tohiny...

Toriteny Alahady 27 Desambra 2009 – Izaho no Jehovah, izany no anarako, ka ny voninahitro tsy omeko ny hafa na ny fiderana Ahy ho an'ny sarin-javatra voasokotra

Publié le 08 février 2010 à 12:02

Toriteny nataon-dRamatoa Faramalala RANAIVOSON ny Alahady 27 desambra 2009, vady navelan’ny mpitandrina RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo

» Tohiny...

Toriteny Alahady 15 Novambra 2009 – Fa izay manao ny marina kosa dia manatona ny mazava mba haseho ny asany

Publié le 18 novembre 2009 à 12:11

Fa izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny mazava sady tsy manatona ny mazava, fandrao hita miharihary ny asany; fa izay manao ny marina kosa dia manatona ny mazava mba haseho ny asany, fa atao amin’Andriamanitra izany

» Tohiny...

Toriteny Alahady 08 Novambra 2009 Ho an'izay voaantso, na Jiosy na Jentilisa, dia Jesoa Kristy no herin'Andriamanitra sy fahendren'Andriamanitra

Publié le 12 novembre 2009 à 12:11

Toriteny nataon’ny Mompera Jean Noel mitondra ny lohahevitra hoe "Ho an’izay voaantso, na Jiosy na Jentilisa, dia Jesoa Kristy no herin’Andriamanitra sy fahendren’Andriamanitra"

» Tohiny...

Toriteny Alahady 25 Oktobra 2009 : Mikeleza aina mba ho olona voazaha toetra eo imason'Andriamanitra

Publié le 30 octobre 2009 à 12:10

Mikeleza aina mba ho olona voazaha toetra eo imason’Andriamanitra ka ho mpiasa tsy mahazo henatra eo amin’ny asany, mamoaka tsara momba ny teny fampianarana mari-pototra

» Tohiny...

Toriteny Alahady 18 oktobra 2009 – Raha misy olona miteny, dia aoka izy hiteny toy ny milaza tenin'Andriamanitra

Publié le 21 octobre 2009 à 12:10

Toriteny tamin’ny Alahady 18 Oktobra 2009, alahady ny Sampana Lehilahy Kristianina : "Raha misy olona miteny, dia aoka izy hiteny toy ny milaza tenin’Andriamanitra",I Pet 4 : 11a

» Tohiny...

Toriteny 11 oktobra 2009 – Koa tandremo mba hanao araka izay efa nandidian'i Jehovah Andriamanitrareo anareo; aza mivily, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia

Publié le 16 octobre 2009 à 12:10

"Manantona ianao ka mihainoa izay rehetra holazain’i Jehovah Andriamanintsika ary aoka hilaza aminay izay rehetra holazain’i Jehovah Andriamanintsika aminao dia ho henoinay ka arahinay izany"

» Tohiny...

Toriteny Alahady 4 oktobra 2009 – Ary izay endry dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny lanitra

Publié le 08 octobre 2009 à 12:10

Toriteny tamin’ny fanokafana any fankalazana ny faha-60 taonan’ny sampana Tily sy Mpanazava eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo : "Ary izay endry dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny lanitra ; ary izay mamerina ny maro ho amin’ny fahamarinana dia ho tahaka ny kintana mandrakizay doria"

» Tohiny...