FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Toriteny

Toriteny Alahady 27 Septambra 2009 – Hoy Jesosy taminy: Andeha mody; velona ny zanakao

Publié le 08 octobre 2009 à 12:10

Toriteny izay hita ao amin’i Jaona 4, 46-54 izay milaza indrindra ny nanasitranan’i Jesoa Kristy ny zanaka lahin’ilay tandapa iray tao Kapernaomy. Nijoro vavolombelona ny mpitoriteny tamin’io alahady io

» Tohiny...

Toriteny alahady 20 Septambra 2009 : Izay matoky an'i Jehovah dia tahaka ny tendrombohitra Ziona, izay tsy mihetsika, fa mitoetra mandrakizay

Publié le 23 septembre 2009 à 12:09

Toriteny 20 Septambra 2009 momba ny fahatokiana an’Andriamanitra araka ny Salamo 125 : 1-5

» Tohiny...

Toriteny Alahady 06 septambra 2009 : Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina

Publié le 09 septembre 2009 à 12:09

Toriteny nataon’ny mpitandrina Rakotonoeliarimanana mikasika ilay fomba fiteny malagasy hoe : "hamisavisana ny ratsy no hiavian’ny soa" tamin’ny alahady 06 septambra 2009

» Tohiny...

Toriteny Alahady 30 Aout 2009 : Didy vaovao no omeko anareo dia ny mba hifankatiavanareo

Publié le 02 septembre 2009 à 12:09

Toritenin’ny mpitandrina Andrianary Jean Philémon momba ny Jaona 13:34-35:Didy vaovao no omeko anareo dia ny mba hifankatiavanareo, eny aoka tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa, izany no ahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo raha mifankatia

» Tohiny...

Toriteny Alahady 23 Aout 2009 : Marina amin'ny asany sy ny ataony Andriamanitra

Publié le 27 août 2009 à 12:08

Ary rehefa nahazo izany izy, dia nimonomonona tamin’ny tompon-trano ka nanao hoe: Ireo olona farany ireo dia niasa ora iray monja, kanefa nataonao mitovy aminay, izay niaritra ny fahatrotrahana sy ny hainandro. Fa izy namaly ka nanao tamin’ny anankiray amin’ireny hoe: Ry sakaiza, tsy mba manao izay tsy marina aminao aho; tsy efa denaria va no nifanekenao tamiko? Raiso ny anao, ka mandehana; fa ilay farany dia tiako homena toraka ny anao koa. Tsy mahazo manao izay tiako amin’ny ahy va aho? Ratsy va ny masonao, satria tsara aho? Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany.

» Tohiny...

Toriteny Alahady 16 aout 2009 : Izay rehetra tezitra amin'ny rahalahiny dia mendrika hohelohina amin'ny fitsarana

Publié le 20 août 2009 à 12:08

Zava-dehibe ny fihavànana amin’ny namana na ny fihavanana amin’ny rahalahy. Ahoana ry havana ny ahalavorary izany fihavanana amin’ny rahalahy izany ?Ahoana no ahatonga ny fifandraisan’ny kristianina amin’ny rahalahany ho araka ny sitrapon’Andriamanitra na ho ankasitrahan’Andriamanitra ?

» Tohiny...

Toriteny Alahady 09 Aout 2009 : Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao dia izay manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany

Publié le 13 août 2009 à 12:08

Toriteny tamin’ny alahady 09 aogositra 2009 momba ny fitiavana sakaiza nataon-dramatoa Andrianoelina Fara, katekista teo aloha

» Tohiny...

Toriteny Alahady 02 Aout 2009 : Tiava ny fahavalonareo ary mivavaha ho an'izay manenjika anareo

Publié le 05 août 2009 à 12:08

Efa renareo fa voalaza hoe:"Tiava ny namanao" (Lev.19.18), ary mankahalà ny fahavalonao. Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an’izay manenjika anareo mba ho tonga zanaky ny Rainareo Izay any an-danitra hianareo; fa Izy mampiposaka ny masoandrony amin’ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy ary mampilatsaka ny ranonorana amin’ny marina sy ny tsy marina.

» Tohiny...

Toriteny Alahady 26 Jolay 2009: Ny dihy mirindra ny fiainana kristianina

Publié le 29 juillet 2009 à 12:07

Ampahany amin’ny toriteny izay natoan’i Dr. Rakotoharintsifa Andrianjatovo, mpitandrina ao amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, momba ny fiainana kristianina, araka ny voalaza ao amin’ny II Petera 1:1-17.

» Tohiny...

Toriteny alahady 19 jolay 2009 – Izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay rehetra manetry tena no hasandratra

Publié le 22 juillet 2009 à 12:07

"Lazaiko aminareo: Izany lehilahy izany nidina tany an-tranony efa nohamarinina noho ny anankiray; fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay rehetra manetry tena no hasandratra"

» Tohiny...