FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Toriteny

Andriamanitro o, Andriamanitro o, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao?, Salamo 22:2

Publié le 19 avril 2009 à 12:04

Toritenin’ny mpitandrina Dr RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo tamin’ny Alakamisy Masina 09 avril 2009 : « Ary tamin’ny ora fahasivy Jesosy dia niantso tamin’ny feo mahery ka nanao hoe: Eloy, Eloy, lamà sabaktany! Izany hoe, raha adika: "Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao?" (Salamo 22.2) »

» Tohiny...

Toriteny Alahady 29 Marsa 2009 : Simona Petera, niverina ao amin'i Jesoa Kristy na dia efa nandà aza

Publié le 29 mars 2009 à 12:03

Ny nandàvan’i Simona Petera an’i Jesoa sy ny niverenany indray ka nanokanany tena ho amin’ny fitoriana

» Tohiny...

Toriteny alahady 22 Marsa 2009 – "Aoka hisikina ny valahinareo, aoka hirehitra ny jironareo…", Lioka 12:35

Publié le 24 mars 2009 à 12:03

Baiko izay omen’i Kristy ny ondry vitsy (Lioka 12:32 : “Aza matahotra ry ondry vitsy”). Ary raha miteny ny Tompo hoe ondry vitsy, dia miresaka amin’izay olona tapa-kevitra hiara-dia marina Aminy Izy. Raha miteny Izy hoe ondry vitsy, dia efa voafantina izay ireo miaramilan’i Kristy.

» Tohiny...

Toriteny alahady 08 Marsa 2008 : "Fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra." Lioka 13,3

Publié le 17 mars 2009 à 12:03

"Indro, efa telo taona izay aho no tonga nitady voa tamin’ity aviavy ity, fa tsy nahita; kapao io; nahoana io no manimba ny tany? Fa ny mpamboatra namaly ka nanao taminy hoe: Tompoko, avelao ihany izy amin’ity taona ity mandrapihadiko manodidina azy, ka hasiako zezika; angamba mbola hamoa ihany izy; fa raha tsy izany, dia hokapainao ihany; Lioka 13,1-9.

» Tohiny...

Toriteny alahady 15 Mars 2009 : Miangona eny mivoria ianareo ry firenena tsy manan-kenatra

Publié le 17 mars 2009 à 12:03

Miangona eny mivoria ianareo ry firenena tsy manan-kenatra. Mitadiava an’i Jehovah. Tadiavo ny fahamarinana, tadiavo ny fandeferana. Miverena amin’Andriamanitra;

» Tohiny...

Ny adidy mahamaika amin'izao fotoana izao

Publié le 15 janvier 2009 à 12:01

Fikambanana iray lehibe izay mikendry zavatra ambony dia ambony ny Fiangonana. Sady milofo hanatsara ny fiainan’ny olona izy no miezaka koa hampandroso ny fanahiny ho amin’ny fiainana mandrakizay…

» Tohiny...

Tonom-bavaka nataon'i Paoly ho an'ny fiangonana tany Efeso

Publié le 15 janvier 2009 à 12:01

Mangataka aho mba hahafantaranareo ny hery lehibe sy mihoa-pampana tokoa izay anasoavany antsika mpino, araka ny fiasany tsy hay tohaina sy mahery vaika; Efes 1,19 DIEM

» Tohiny...

Ny fanao tsy ara-panahy tafiditra ao amin'ny fiangonana (fiz. 1)

Publié le 15 novembre 2008 à 12:11

Lahateny nataon-dRambelo, Mpitandrina ao Anosipatrana, tamin’ny Isan’enim-Bolana tao Ambonin’Ampamarinana, tamin’ny 18 Octobre, 1917

» Tohiny...

Ireo dingan'ny finoan'i Marta, Jaona 11.21-27, 39-40

Publié le 14 novembre 2008 à 12:11

Fa tamin’i Marta, dia ny fiahanahana mbola tavela tao aminy no vato nisakana ny fahazoany antoka ny zavatra antenainy dia ny fitsanganan’ny anadahiny amin’ny maty

» Tohiny...

Ny asan'ny manodidina

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

"Fa nisy voa tsy naniry akory, ny sasany maty kely, ao ny naniry ihany fa nitsipozipozy ; ary indreo kosa ny vanona tsara ka nahavokatra be"

» Tohiny...