Fa hilaza fiadànana ho an’ny olony Ny Tompo
Alahady 09 Jona 2024, mbola ibanjinana ny lohahevitra hoe « Miaro ny olony ny Tompo » ka nitondran’ny Antsan’Ambavahadimitafo ny hafatr’Andriamanitra araka ny Jaona 6 : 34-40 » 34Ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany. 35Hoy Jesosy taminy: Izaho no mofon’aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy
» Tohiny...