Ndao hiara-hihira hoe : Velona ny Tomponay
Ho fankalazana izany fitsanganan’ny Tompo izany, indro averintsika eto ny hiran’ny AMA « Velona ny Tomponay »
» Tohiny...Ho fankalazana izany fitsanganan’ny Tompo izany, indro averintsika eto ny hiran’ny AMA « Velona ny Tomponay »
» Tohiny...Manasa anao ry havana hiara-hiombona amin’izao antsam-panahy ampitain-davitra izao izay hiarahantsika amin’ny AMA, hafahan’ny tsirairay maneho indray « Fa Kristy no anton’ny ahavelomako, Fil 1: 21a »
» Tohiny...Asaina ny Tanora rehetra ny Sabotsy 16 Mey tolakandro manomboka amin’ny 03 ora eto am-piangonana hiara-hifanakalo hevitra manodidina ny lohahevitra hoe : »Ny Tanora Kristiana sy ny Rehak’izao tontolo izao » Ny AMA (Antoko Mpihira Ambavahadimitafo) moa no mikarakara ny hetsika. Tongava maro ary aoka hifampitaona
» Tohiny...Ny Antoko Mpihira eto Ambavahadimitafo dia misaotra an’Andriamanitra lehibe fa tontosa soa aman-tsara ny fanokafana ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny AMA sy ny fanateram-bokatra izay notontosaina ny alahady 01 semptabra 2013. Maneho fisaorana ny mpitandrina Rakotoniera sy ny mpianakavin’ny finoana izay tonga nanotrona sy nanakalo vola ny vokatra. Ny AMA dia hanatateraka ny Fivoriam-be (AG)
» Tohiny...Ny Assemblée Générale ho an’ny AMA (Antoko Mpihira Ambavahadimitafo) dia hotanterahina ny Alahady 21 Febroary 2010 ao amin’ny Akany Ralibera Daniel. Asaina am-pitiavana ihany koa izay maniry hiditra ao amin’ny sampana ho tonga amin’io fotoana io. Samy mitondra tsakitsaky sy zava-pisotro ny mpikambana amin’izany.
» Tohiny...Ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo dia hanatanteraka toriteny an-kira amin’ny alahady 31 Janoary 2010, izay solon’ny antsam-piderana nokasaina hotanterahina ny Krismasy 2009 teo ka tsy tanteraka noho ny antony iaraha-mahafantatra. Ny hevi-dehibe izay nitondran’ny Antoko Mpihira izany dia Fiderana. Midera satria : – nahavita ny taona 2009 – na dia teo aza ireo fitsapana nolalovan’ny tsirairay,
» Tohiny...Entanina hatrany ny mpikambana hamonjy ny fianaran-kira isaky ny asabotsy amin’ny 14h30 sy alahady amin’ny 15h. Eo ihany koa ny fiaraha-mivavaka fanao isaky ny asabotsy faha-telon’ny volana ao amin’ny MAMRE amin’ny 8h30. Ireo rehetra te-hiditra ho mpikambana dia raisina am-pitiavana amin’ny fanompoana ny Tompo
» Tohiny...Anehoana ny fisaorana an’Andriamanitra sy ny fiangonana ny fahatontosàna ny fampisehoana mivelatra natao atao amin’ny Akany Ralibera Daniel tamin’ny 29 sy 30 Aogositra 2009. Ankalazaina ihany koa ny Tompo fa tanteraka soamantsara ny Concert Gospel tamin’ny 4 Septambra 2009 tao amin’ny Carlton. Ankasitrahana ny fanohanana nataonareo tamin’ny hetsika rehetra nankalazàna ny faha 30 taona nisian’ny
» Tohiny...