FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fikambanana

Tatitra vaomiera Sosialy – Jona 2009

Publié le 14 juillet 2009 à 01:07

Toy izao ny fanampiana nataon’ny Voamiera Sosialy tamin’ny volana Jona 2009 Tatitra avy amin’ny Mpandrindra ny Asa Sosialy eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo : VOLANA ANTONY VOLA JONA Sakafo ho an’ireo sahirana Ar 110.000 Fandoavana saram-pianarana Ar 55.000 Fanampiana olona hamorona asa Ar 280.000 Fanampiana fanafody Ar 47.000 Fanampiana zaza tsy salama Ar 5.000 Sahirana nandalo

» Tohiny...

Tatitry ny Vaomiera sosialy may 2009

Publié le 18 juin 2009 à 01:06

Toy izao ny tatitry ny Vaomiera sosialy tamin’ny volana may 2009 Ireto avy ny fanampiana nataon’ny Vaomiera Sosialy tamin’ny volana May 2009 : Sakafo ho an’ireo sahirana (15*10000) => Ar 150 000 Fandoavana saram-pianarana : Ar 80 000 Fanampiana saran-dàlana : Ar 2 000 Fanampiana fanafody : Ar 7 000 Fanampiana sahirana mandalo : Ar

» Tohiny...

SLK

Niarahaba ny Reny ny Sampana Lehilahy Kristiana noho ny Fetin’ny reny

Publié le 10 juin 2009 à 08:06

Nirary soa sy nanolotra fanomezana ny reny tao am-piangonana ny SLK Toy ny efa fanao dia nanolotra fanomezana sy fiarahabana manokana ho an’ny reny ny Sampana Lehilahy Kristiana. Teny fiarahabana : Amin’ny anaran’ny Jesoa Kristy Tompo no hiarahabanay anareo Renim-pianakaviana izay nahatratra izao andro izao. Andro fifaliana tokoa izany satria andro andraisana fitahiana. Hoy ny

» Tohiny...

Fandraisana Katekomena Zokiny – Antso 2009

Publié le 27 mai 2009 à 08:05
» Tohiny...

Famaranana ny jobily faha-15 taona

Publié le 22 mars 2009 à 08:03

Fankalazana ny famaranana ny jobily faha-XV taonan’ny Sampana Fifohazana ny Alahady 22 Marsa 2009 nanomboka tamin’ny 2 ora sy sasany tao amin’ny Akany Daniel RALIBERA Isaorana anie Andriamanitra fa tontosa soa-aman-tsara ny fotoanan’ny alahady hariva namaranana ny fankalazana ny faha-XV taona niorenan’ny Sampana Fifohazana Ambavahadimitafo! Marobe tokoa ny olona nanatrika io fotoana tolakandro io. Nanomboka

» Tohiny...

Fantatrao ve ny Vaomiera Fanisana?

Publié le 22 février 2009 à 02:02

Resadresaka nifanaovana tamin’i RAVELOSON Niriantsoa, mpandrindra sy mpanao sauvegarde ny fiche rehetra : Inona no ataon’ny Vaomiera fanisana isaky ny alahady eo an-tokontanim-piangonana? 1 . Mizara fiche de renseignements ho an’ny mpiangona ahafahan’ny Fitandremana manao recensement ny vahoakan’Andriamanitra eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo. 2. Mizara ny karatra adidy 2008-2011 ho an’ireo mpandray rehetra manatitra ny fiche.

» Tohiny...

SLK

Programan’ny SLK

Publié le 11 mai 2008 à 08:05

Hetsiky ny Sampna Lehilahy Kristiana – Hanao fitsangatsanganana eny Ivato (tokantranon’Atoa Andriambao Hery) ny SLK ny 12 mai 2008 – Amin’ny 18 mai 2008 kosa dia hisy fandalinam-pinoana ataon’i Pasitera Andrianary Jean Philemon (mpiza-draharaha eto amin’ny fiangonana)

» Tohiny...

Fivoriam-ben’ ny Dorkasy eny Mahazoarivo

Publié le 22 juillet 2007 à 07:07

Hanatanteraka ny fivoriam-be ny Dorkasy ny Asabotsy 21 Jolay 2007 eny amin’ny FJKM Mahazoarivo. Hantsoina ny Dorkasy mba hanomana vako-drazana hatao mandritra ny fihinanana.

» Tohiny...

SLK

Nijoro ny Sampana Lehilahy Kristiana – 13 mey 2007

Publié le 14 juillet 2007 à 08:07

Resadresaka nifanaovana tamin’ny Filohan’ny SLK (Sampana Lehilahy Kristiana)Ambavahadimitafo,RAVELOJAONA Feno Niriana Hoviana no niforona ny SLK (Sampana Lehilahy Kristiana)? Tamin’ny taona 1982 no niforona ny SLK teo amin’ny sahan’ny FJKM manerana an’i Madagasikara. Fa ny SLK eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo dia tafajoro androany; androany 13 mey 2007. Fa mbola mijoro fotsony izany, tsy mbola tena ara-dalàna

» Tohiny...

Ny Asa Sosialy eto Ambavahadimitafo (ASAM)

Publié le 14 juin 2007 à 01:06

Tsy nataon’ny apôstôly Paoly ambanin-javatra ny fanampiana ireo sahirana ka nanafarany ny Fiangonana tany Korinto I KORINTIANA 16:1,2 SY II KORINTIANA 9:12, 13 A. FANAMPIANA NY SAHIRANA Ny Soratra Masina no iorenan’ny fandaminana ao amin’ny Fiangonana « réformé », ary anisan’izany ny FJKM. Mibahan-toerana lehibe amin’izany ny fampianaran’ny apôstôly Paoly. Tsy nataon’ny apôstôly Paoly ambanin-javatra ny fanampiana

» Tohiny...