FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fikambanana

STA

Ny adidin’ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra

Publié le 14 juin 2007 à 09:06

Ny adidin’ny Mpitandrina : – mampianatra sy manofana ny mpampianatra – manara-maso ny ankizy rehetra tokony hianatra Sekoly alahady Ny adidin’ny Ray aman-dreny : – nanaiky teo anatrehan’Andriamanitra sy ny Fiangonana fa “hampiditra ny zanany hianatra Sekoly alahady” – mampirisika ny zanany hiditra ho Sekoly Alahady – manara-maso ny fianaran-janany ao amin’ny Sekoly Alahady –

» Tohiny...

Firaisan’ny Dorkasy Telo Trano

Publié le 13 mai 2007 à 07:05

Firaisan’ny Dorkasy Telo Trano Ambavahadimitafo, Ambohitantely, Avaratr’Andohalo Fanampiana : – Fiaraha-miombom-bavaka in-telo isan-taona – Fiaraha-mitsangatsangana – Fiarahana mihinana sakafo maivana – Fiarahana manefa ireo adidy maro samihafa – Faculté de Théologie Ambatonakanga – Faculté de Théologie Ivato Fampianarana – Sekoly Razafindrahety PROMOFEIM – Fampianarana mamaky teny sy manoratra eny amin’ny fonjan’Antanimora – Manao fandaharana ao

» Tohiny...

STA

Vokatry ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra

Publié le 11 mai 2007 à 09:05

Notanterahana tamin’ny alahady 6 mey 2007 teo ny fanaovambokatrin’ny STA (Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra) hanomanana ny fizarana loka ho an’ny ankizy mpianatra. Fifaliana ho an’izy ireo tokoa izany satria dia izy no nanatanteraka izany fanateram-bokatra izany voalohany tamin’ny nifindrana tao amin’ny temploly nohavaozina.

» Tohiny...

Conférence momba ny fialàna amin’ny zava-pisotro mahamamo sy zava-mahadomelina

Publié le 12 avril 2007 à 08:04

Conférence natao tao amin’ny Akany Ralibera tamin’ny 28 martsa lasa teo izay nataon’ny dokotera RAFARAMALALA Suzanne miasa ao amin’ny Toby FLM Ambohibao Daty: ALAHADY 28 Mars 2007 Toerana: Akany DANIEL RALIBERA Mpandahan-teny : Dokotera RAFARAMALALA Suzanne Miasa ao amin’ny Toby FLM Ambohibao 1 – Tanjona : Hahatonga ny olona voafatotry ny zava-pisotro mahamamo sy ny

» Tohiny...

Fa maninona moa ny Fiangonana no mifady sy miady amin’ny fisotroana sy fidoroana

Publié le 19 mars 2006 à 08:03

Famelabelarana nataon’dRavelomanantsoa Rivo, filohan’ny Rantsana Fanantenana Foibe FJKM tamin’ny Alahady 19 mars 2006 tao amin’ny Akany Ralibera Daniel Ny Mpandrindra RALAMBOMAHAY Mino no nitarika ny fotoana , notron’ny Mpitandrina RAKOTOARITSIFA. Natomboka tamin’ny vavaka ny fotoana sy teny fohy fanazavana momba ny Tetik’asa ary narahin’ny filazalana momba ny fandaharam-potoana. Dia avy eo , natolotra ny Mpadahan-teny

» Tohiny...

SLK

Nitsangana ny Sampana Lehilahy Kristiana

Publié le 14 mai 2005 à 08:05

Tafatsangana tamin’ny 13 mey 2007 (fankalazana ny fihorenan’ny SLK teo amin’ny ny sahan’ny FJKM) teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny Sampana Lehilahy Kristiana. Izy izany no sampana nihorina farany. Ireto avy ireo mpikambana ao amin’ny birao hitantana izany sampana izany: Filoha : RAVELOJAONA Fenonirina Filoha Lefitra : RASOAMANANA Berthin Mpitam-bola : RASOAMANANA Hary Lanto Mpandinim-bola :

» Tohiny...