Ndao hiara-hihira hoe : Velona ny Tomponay
Ho fankalazana izany fitsanganan’ny Tompo izany, indro averintsika eto ny hiran’ny AMA « Velona ny Tomponay »
» Tohiny...Ho fankalazana izany fitsanganan’ny Tompo izany, indro averintsika eto ny hiran’ny AMA « Velona ny Tomponay »
» Tohiny...Manasa anao ry havana hiara-hiombona amin’izao antsam-panahy ampitain-davitra izao izay hiarahantsika amin’ny AMA, hafahan’ny tsirairay maneho indray « Fa Kristy no anton’ny ahavelomako, Fil 1: 21a »
» Tohiny...Lohahevitra : Manantena ny fihavian’ny Tompo ny mino Alahadin’ny Sampana Sekoly Alahady, 08 desambra 2013,izay nitondrana ny hafatry ny Tompo avy ao amin’ny IPetera 1:13-16 : 13 Koa amin’izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin’ny hisehoan’i Jesosy Kristy;14 tahaka ny zanaka manoa, tsy mitondra
» Tohiny...Asaina ny Tanora rehetra ny Sabotsy 16 Mey tolakandro manomboka amin’ny 03 ora eto am-piangonana hiara-hifanakalo hevitra manodidina ny lohahevitra hoe : »Ny Tanora Kristiana sy ny Rehak’izao tontolo izao » Ny AMA (Antoko Mpihira Ambavahadimitafo) moa no mikarakara ny hetsika. Tongava maro ary aoka hifampitaona
» Tohiny...Toy ny fanao isan – taona dia hanatanteraka fampianarana arahana adi – hevitra ny Sampana Fifohazana eto Ambavahadimitafo. Izany mitondra ny loha – hevitra hoe « Ny zatovo sy ny tanora manoloana ny fanambadiana kristianina ». Izany dia ho tanterahina ao amin’ny trano fiangoanana ihany ny alahady faha – 10 may 2015 manomboka amin’ny 14 h 30.
» Tohiny...Nohon’ny fahasoavan’Andriamanitra dia tanteraka soa aman – tsara ny fiofanana izay notanterahin’ny SPAA ho an’ireo mpiandry eo ambanin’ny fiahiany. Ny fiofanana moa dia notanterahina ny alarobia 22 sy ny alakamisy 23 aprily tao amin’ny fiangonana Andavamamba Kristy Velona. Ireo toro – lalana sy fampianarana izay natao ho vatsy entin’ny mpiandry hanatanterahiny ny asa fanompoana no
» Tohiny...Mialohan’ny fiofanana ny 14/03/2015, dia nanokana fotoana ny Firaisan’ny Loholona sy Diakona mba hitondrana am-bavaka ny fizotry ny asa fanavaozana ny Akany Ralibera Daniel, izay tsangambaton’ny faha-150 taonan’ny fiangonana.
» Tohiny...Fifaliana ho an’ireo Tily sy Mpanazava Tranainy ary Sakaiza mpikambana ao amin’ny TMT Ambavahadimitafo ny nanatrika ny fanokafana ny Lasin-Jobily faha-90 taonan’ny Tily eto Madagasikara teny Ambatomanga ny 23 hatramin’ny 28 Aogositra 20014 lasa teo. Marihina fa niavaka tokoa ny fisehoan’ny TMT Ambavahadimitafo izay nanao ny fanamiana nitovy ary nahazoana tehaka sy sitraka betsaka rehefa
» Tohiny...Nomarihina ny Alahady 20 Jolay 2014 lasa teo teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny herintaona nanorenana ara-dalana (20 Jolay 2013 – 20 Jolay 2014) teo anivon’ny Fiangonana ny Fikambanana TMT (Tranainy Mitambatry la Treize) izay niara-niasa tamin’ny KP Komitim-Pivondronan’ny SAMPATI faha XIII tamin’ny lafiny maro ary natsangana mba hanamafy orina ny firaisankinan’ireo Tily sy Mpanazava Tranainy
» Tohiny...Ny Fikambanan’ny Tily sy Mpanazava Tranainy ary ireo Sakaiza eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo dia efa ela no nisiany ary niarahany niasa tamin’ny SAMPATI faha-XIII fa vao herintaona kosa izay no nanorenana azy ho ara-dalana teo anivon’ny Fiangonana ka niantsoana azy hoe TMT (Tranainy Mitambatry la Treize) ary anisan’ny asa efa vitan’izy ireo ny fanampiana ireo
» Tohiny...