Ireo vaovao tsara ho fantatra momba ny fiangonana, ny sampana, vaomiera sy asa samihafa eto @ FJKM Ambavahadimitafo nambara t@ 01 novambra 2020
» Tohiny...» 13Ary aoka hisy tany voafaritrao any ivelan’ny toby ho fivoahanao; 15Fa Jehovah Andriamanitrao mandeha eo afovoan’ny tobinao hamonjy anao sy hanolotra ny fahavalonao eo anoloanao; ka dia ho masina ny tobinao, mba tsy hahita zavatra maloto eo aminao Izy ka tsy hiala aminao. », Deotoronomia 23 : 13, 15 Isaorantsika ny Tompo Andriamanitra fa niara-niasa tamin’ny
» Tohiny...Ilazàna isika fa miverina amin’ny mahazatra ny fotoam-pivavahana eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo. Amin’ny 9 ora no fidirana tokana manomboka amin’io alahady 11 oktobra 2020. Ilazàna koa isika fa amin’ny alahady 11 oktobra 2020 no hisokatra ka azo ampiasaina ny trano fidiovana, rehefa vita ny fanarenana azy taorian’ny fihotsahan’ny rarivato tamin’ny taona 2019 teo.
» Tohiny...Ireo adidy ara-bola samihafa eto amin’ny fiangonana : fanomezana ho an’ny varavarana fikojana fanànan’ny fiangonana fanarenana rarivato kitapom-bolan’ny komity fandraisan-tànana ny mpitandrina Randrianarisoa ny fahavitan’ny adidy amin’ny trano fidiovana narenina fanomezana dabilio ho an’ny Kolejy teolojika Ivato fampandehanan-draharaha Raha ampitahaina ny hatra sy vina 2020, dia 58%n’ny vina no vola niditra ho amin’ny vola niditra,
» Tohiny...Nanapa-kevitra ny FJKM Ambavahadimitafo fa hamerina ny fampianarana katekomena manomboka @ Alahady 20 septambra 2020 @ 8 ora maraina, rehefa nihato hatramin’ny volana martsa 2020 izany
» Tohiny...Tapaky ny mpandray tamin’ny fiandohan’ny taona 2020 fa hotaterahina ny « fifandraisan-tànana » amin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain kanefa nihato izany
» Tohiny...Miarahaba antsika amin’ny anaran’ny Tompo. Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika fa afaka hiverina hivavaka ao amin’ny trano fiangonana indray manomboka ny alahady 6 septambra 2020. Koa dia toy izao manaraka izao ny fandaminana : 1. Miditra indroa ny fanompoam – pivavahana : – amin’ny 8 ora maraina (fidirana voalohany) – amin’ny 10 ora maraina (fidirana faharoa)
» Tohiny...Tanterahina ny Alahady 05 jolay 2020 ny fetim-bokatra, izay anisany miantoka ny ara-bolan’ny fiangonana mandritra ny taom-piasana. Hihavaka ny fanataterahan’azy amin’ity noho ny hamehana ara-pahasalamana afitsoky ny covid-19…
» Tohiny...Ka dia ho masina ny tobinao, mba tsy hahita zavatra maloto eo aminao Izy ka tsy hiala aminao, Deo 23 : 15. Mitondra ny teny fisaorana ny mpitandrina Randrianarisoa Alain noho ny ezaka trano fidiovana izay vita…
» Tohiny...