FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Vaovaom-piangonana

Lisitry ny Diakona voafidy hiasa ny taom-piasana 2012-2015

Publié le 06 mars 2012 à 06:03

Indro atolotra anao ireo Diakona voafidy hiasa mandritra ny taom-piasana 2012-2015 eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo. Natokana ho isaky ny Sokajy misy azy moa izy ireo, izay nomena anarana vaovao manokana nohon’ny maha-fikambanana Masina azy ireo. Sokajy voalohany : ANTSO Vavy : ANDRIANARIVELO    Chantal ANDRIANARIVELO    Ilonavalona MARIA    Alexandrine RAKOTOVAO    Eléonore Barivola RAKOTOVAO    Grimaud Rachel RALISON    Voahangy

» Tohiny...

Alahady fanateram-bokatra ho an’ny Sampana Fifohazana ny 25 marsa 2012

Publié le 05 mars 2012 à 12:03

Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’i Tompo. Ny Sampana Fifohazana FJKM Ambavahadimitafo dia faly mampahafantatra anareo mpianakavin’ny finoana fa alahady fanateram-bokatra ho an’ny sampana ny 25 marsa 2012 ho avy izao. Ho fanamarihana izany dia : 1. hisy ny valopy vokatra izay ho zaraina ao am-piangonana amin’io andro io. 2. Hisy koa ny famelabelaran-kevitra (conférence) izay

» Tohiny...

Fisaorana an’Andriamanitra noho ny fahavitan’ny fanokanana mpitandrina

Publié le 21 février 2012 à 04:02

Fifaliana ho anay mianakavy ny misaotra ny birao sy ny fitandremana ambavahadimitafo noho ny fahavitan’ny fanokanana anay ny Asabotsy 10 septambra 2011.

» Tohiny...

Fandaharana herinandro masina 2011

Publié le 14 avril 2011 à 03:04

Toy izao no fandaharam-potoana mandritra ny herinandro masina : Fotoana Perikopa Mitarika Mitory Mihira Alahady 17 aprily – 9 ora Jaona 11 : 40 Vaomieran’ny Aim-panahy Vaomieran’ny Aim-panahy Anotoko Mpihira Ambavahadimitafo Alatsinainy 18 Aprily – 6ora Jaona 19 : 1-7 VFL –FKZO-SLK Andriamasinoro Chorale Avaratr’Andohalo Atalata 19 Aprily – 6 ora Jaona 19 : 8-11

» Tohiny...

Gazety natokana ho an’i pasitera Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Publié le 06 février 2011 à 08:02

Namoaka laharana manokana natokana ho an’ny pasitera Rakotoharintsifa Andrianjatovo ny gazety Akon’Ambavahadimitafo. Amidy amin’ny vidiny 5000Ar moa izany gazety izany ary azonao raisina eto am-piangonana na koa any amin’i Ramatoa Ranaivoson Faramalala. Ny site web moa dia hamoaka ampahany amin’ireo lahatsoratra ireo hatramin’ny volana Aprily 2011. Anterina eto ny fisaorana an’i Ramatoa Fara, izay nanaiky

» Tohiny...

Alahadin’ny Zanaka am-pielezana amin’ny 23 janvier 2011

Publié le 16 janvier 2011 à 08:01

 » Fa asany isika, voaforona tao amin’i Kristy Jesoa mba hanao asa tsara, izay namboarin’Andriamanitra rahateo mba handehanantsika eo Aminy  » (Ef. 2. 10) Ny Mpitandrina mivady sy ny fiangonana dia miantso ny zanany any am-pielezana sy ny mpianakavin’ny finoana hiara-hisaotra sy hidera an’Andriamanitra ny Alahady 23 janoary 2011 amin’ny 09 ora maraina. Amin’io fotoana

» Tohiny...

Fiadanana ho anao amin’ity taona 2011 ity

Publié le 03 janvier 2011 à 10:01

Amin’izao taona vaovao izao, dia mirary ny fiadanan’ny Tompo ho ao aminao mpitsidika izao site web izao. Hitondra fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anao anie ity taona 2011 ity. Ny ekipa web Salamo nataon’i Davida Manomeza an’i Jehovah, ry zanak’Andriamanitra, eny, manomeza voninahitra sy hery ho an’i Jehovah. Omeo an’i Jehovah ny voninahitry ny anarany;

» Tohiny...

Noely fitoviana

Publié le 03 janvier 2011 à 09:01

Na aiza na aiza tany onenan’olombelona Dia tsaroana ho faly sy tonga velombelona Manan-kery vao sy aina tafaverina Rehefa ny Noely no indro mitsingerina Ny tany tia masoandro toa mainka mibaliaka Mamelam-boninkazo ravo sy sariaka… Ny Mponina ao, jereo, na hoe sahirankirana Rehefa injay Noely, dia faly sady mirana. Ny tanin’ny hatsiaka, indreny fa miravaka

» Tohiny...

Krismasy 2010 :-)

Publié le 23 décembre 2010 à 09:12

Amin’izao fahatongavan’ny fetin’ny Noely izao dia faly izahay ekipan’ny site web miarahaba anao sahady nahatratra ny Noely ary mirary fety sambatra ho anao. Ny fiadanan’ny Tompo anie hitoetra ao aminao. Enga anie hitondra aina vao ho anao izao fahatsiarovantsika ny nahatongavan’Ilay Mpamonjy tety an-tany izao . « Fa zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena

» Tohiny...

Fahatsiarovana an’i pasteur Rakotoharintsifa

Publié le 15 décembre 2010 à 03:12

Amin’ny Asabotsy 18 desambra 2010 amin’ny 9 ora maraina dia hisy fotoana manokana eto amin’ny FJKM Ambavahadimtafo. Izany dia ho Fisaorana sy Fiderana an’Andriamanitra, hahatsiarovana izay nanamarika ny mpanompony Rakotoharintsifa Andrianjatovo sy noho ny faha-50 taonan-dRamatoa Ranaivoson Faramalala. « Tsarovy ny mpitondra anareo izay efa nitory ny tenin’Andriamanitra taminareo; hevero ny niafaran’ny fiainany, ka araho ny

» Tohiny...