Fanatontosana ny Fitsiahy 2010
Mba ho ara-dalana ny fitsiahy 2010 dia iangaviana isika sampana sy ny voamiera mba handefa ny soritr’asa lehibe izay kasahin atao amin’ny 2010. Izany moa dia mba hahafahana miala amin’ilay eo mifanindry ny fotoanan’ny sampana ka ny fara – fanaterana ny soritr’asa dia ny alahady 29 novambra 2009