Fitsangatsanganana alatsinainy Pentekosta 2014
Eny amin’ny Espace Cardia no hotanterahina ny fitsangatsanganan’ny fiangonana alatsinainin’ny Pentekosta 2014 ho avy izao.
Hisy ny fiara hiombonana amin’izany ka 1000Ar ny saran-dàlana mandroso sy miverina.
Hiavaka ny fanentanana amin’ity fotoana ity satria handray anjara mavitrika avokoa ny sampana.
Koa manentana ny mpianakavin’ny finoana rehetra mba hiara-hientana ho amin’izany fotoana manokana ho antsika izany.