Fivorian'ny Mpandray ny Alahady 31 Janoary 2010 amin'ny 8h30
Isika Mpandray rehetra eto amin’ny fiangonana dia hiditra amin’ny 8h30 amin’ny Alahady 31 Janoary 2010 ary entanina mihitsy mba ho tonga hanatanteraka ny ankatoky ny Fandraisana.
Zava-dehibe no hodinihina mahakasika indrindra ny fiainan’ny fiangonana ho avy.
Izany moa dia hafatra voaray avy amin’ny mpitandrina délégué