Hohelohiny ho faty Izy, ary amin’ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy
Alahady 03 aprily 2022, andinihina lohahevitra vaovao eto amin’ny sahan’ny FJKM mandritra ity volana Aprily ity : « Mandresy ny fahafatesana ny Tompo« . Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny tenin’Andriamanitra avy ao amin’ny Matio 20 : 18 – 19 « ary ny Zanak’olona hatolotra ho amin’ireo lohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia hohelohiny ho faty Izy 19[…] ary amin’ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy. «
Andeha hiombona amin’izany fanompoam-pivavaha izany :