Ny Asa Sosialy dia misokatra ho amin’ny :
- fihainoana ny hafa tra-pahasahiranana
- ho amin’ny fifampidinihana aminy
- ary ho amin’ny fanohanana sy fanolorana azy tantsoroka
Action sociale :
- ouverture à l’écoute de l’autre en difficulté
- à la pratique du dialogue
- et de l’accompagnement
Raisiny koa anefa ny endrika fanampiana rehetra azo atao avy amin’ny tsara sitrapo, toy ny :
* toro-làlana sy toro-hevitra
* zavatra (fitafiana olon-dehibe sy fitaovam-pianarana…)
* asa aman-draharaha (tolotra sy tinady)
* vola izay harotsaka avy hatrany amin’ny Kaontin’ny FJKM Ambavahadimitafo
Fanamarihana:
Ny mpiandraikitra ny asa sosialy dia azo ifandraisana isaky ny Alahady maraina ary koa amin’ny telefaonina laharana 22 540 16