Konferansa momba ny tanora FJKM mandray andraikitra…
Andeha hanaraka ny konferasana nitondra ny lohahevitra hoe : Tanora FJKM mandray andraikitra hahatontosa ny vina « Vontosy filazantsara ny nosy madagasikara, filazantsara hanova ny tantara ».
Nokarakarain’ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo (AMA) ao anatin’ny fankalazany ny faha-45 taonany, ka notanterahina niaraka t@ mpitandrina Hubert RAKOTOARIVONY.
Araho ary :