Lohahevitry ny Krismasy 2012 sy Taona vaovao 2013
Ho fampahafantarana ny rehetra dia aompana amin’ny lohahevitra hoe « Ny fahasoavana » araka ny Salamo 90: 17 ny fankalazana ny Krismasy 2012 sy ny Taona Vaovao 2013.
Ary ny fifandimbiasan’ireo dia ny fetin’ny Reveillon amin’ny farany sy fiandohan’ny taona.