Mitafia fanetre-tena, aza manahy ary tohero ny devoly
Alahady 28 aogositra 2022, andinihina farany amin’ity volana ity ny lohahevitra hoe « Tano mafy ny finoana »; ka nitondran’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny IPetera 5 : 5-9 « Ary ianareo izay mbola tanora fanahy kosa, dia maneke ny loholona. Eny, samia misikina fanetren-tena ianareo ka mifanompoa; fa « Andriamanitra manohitra ny miavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ny manetry tena » (Oha. 3.34). 6Koa amin’izany manetre tena ambanin’ny tàna-maherin’Andriamanitra, mba hanandratany anareo amin’ny fotoan’andro; 7ary apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo (Sal. 55.22). 8Mahonòna tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany; 9tohero izy, ka miorena tsara amin’ny finoana ianareo, satria fantatrareo fa izany fahoriana izany dia manjo ny rahalahinareo rehetra eran’izao tontolo izao « <;
Manàsa antsika hanaraka sy hihaino izany hafatr’Andriamanitra izany :