Ny Antoko Mpihira Zokiny eto amin’ny fiangonana
Nifanojo indrindra tamin’ny fanirianay ny mba hananan’ny Fiangonana Ambavahadimitafo Antoko Mpihira Zokiny ny fanirian’ny olon-dehibe vitsivitsy teto amin’ny Fiangonana ka nahafahana nampijoro (tsy mbola voatokana tsy akory) ny Antoko Mpihira Zokiny.
Nihira voalohany tamin’ny 25 desambra 2010 izy ireo ka nipetraka eo amin’ny ilany andrefana (mahatratra 48 ny Mpihira hatreto) ary nanao fanamiana iraisana. Ny hira natao dia ny « Manakoako fatratra » sy ny « Ho tranon’omby ve ? ».
Ny Mpitandrina
Koa ny 14 Novambra no natao ny fifidianana ny Birao:
Ray aman-dreny am-panahy: Dr Rakotoniera Eric mivady
Filoham-boninahitra : Henri Ralibera
Mpitantsoratra : Ramiarison Louisette
Rakotoanosy Hanta
Ny Filoha Vaomiera Hira : DISAINE Lala
Ny Filoha Vaomiera Vola : RAMBININTSOA Roger
Ny Filoha Vaomiera Fampitaovana : RANDRIAMAHAZOMANANA Jacquis
Ny Filoha Serasera sy Fialamboly : RAKOTOBE Yolande
Ny Mpitantsoratra