Te handray anjara amin'ny fanamboarana rihana ve ianao?
Fantaro ary fa ny azonao atao izao dia – Virement direct / compte bancaire : COMPTE CA-BNI ANALAKELY
Rihana FJKM Ambavahadimitafo
N. 01 055961 6 020 1 00
Fanomezana Vola na cheque amin’ny anaran’ny Komity X
– Fandraisan’anjara amin’ireo Takela-pahatsiarovana:
– Fototra : Ar 500 / Takelaka
– Tohatra: Ar 5000 / Takelaka
– Andry: Ar 50000 / Takelaka
– Fividianana Gorodona Fahatsiarovana : Ar 10 000
Ny hetsika hafa rehetra atao hahazoam-bola mba handoavana tanteraka ny volan’ny Entreprise nanao ny asa sy hamerenana ny volan’ireo nampindrana dia ho fantatra tsy ho ela aorian’ny Fivorian’ny Komity X izay hatao ato ho ato.